Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Faneno: (neno) a,: Feon'ny zavatra maneno: Mahafinaritro ny fanenon'it9 armonia it9. tohiny
Fanenoalina: a.: Anaran-kafa iantsoana ny angelinkary, tohiny
Fanenoana: (neno) a.: Famoaham-peo (Fiteny amin'ny biby na zavatra). tohiny
Fanenomana: (tenona) a.: Fanaovana lamba amin'ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana (tenany) sy mitsivalana…tohiny
Fanenona: (tenona) a.: Fomba entina manenona. e p, t : Azo tenomina. tohiny
Fanenterana: (hentitra) a.: Fanapahana zavatra tsy misy romoromo mitazona azy intsony, fanapahana tarangana. tohiny
Fanentina: (tentino) a,: Flamba entina manentina, na manisy tentina. • p. t.: Azo tentenana. tohiny
Fanentitra: (han titra) a,: Fomba entina manentitra na manapaka tarangana. ? p. t.: A-zo tapahina tsy asiana romoromo…tohiny
Fanentohento: (hentohento) a.: Fomba entina manentohento, mampisentosento, manondro-bidy. tohiny
Fanentohentoana: (hentohento) o.: Fampisentoana; fanaovana lafo loatra. tohiny
Fanentsenana: (tsentsina) a.: Fanampenana, famempenana. tohiny
Fanentsina: (trentsina) a.: Fomba entina manentsina, manisy tsentsina. • p, t.: Azo tsentsenana. tohiny
Fanerahera: (herchera) a.: Fomba entina manerahera, mampiandry ela. ?p:t: Azo heraheraina, ampiandrasina. tohiny
Faneraherana: (herchera) a.: Fampiandrasana ela, fangatahana andro lava. tohiny
Fanerakerana: (kera) a: Fanasaratsarahana, fandantolantoana, fanamboarana. tohiny
Fanerakere: (kerakero) a.: Fomba entina manerakera, manasaratsaraka, manamboatra. tohiny
Fanerana: (ara) a,: Fanelanelanana ataon'ny mpividy sY ny mpivarotra. 1 Fifampiraharahana ataon'ny mpanelanelana…tohiny
Fanerana: (serana) a.: Fomba entina manerana, mandalo eo anoloan'olona. tohiny
Faneranana: (serana) a.: Fandalovana eo anoloan'olona. tohiny
Fanerohero: (herohero) a.: Fomba entina manerohero, manakorontana. ? p.t.: Azo heroheroina, korontanina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0294