Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fandravinana: (ravina) a.: Fitsiriana ravina. Ahitsio
Fandraviravezana: (rauiravy) a.: Fanantonana (zavatra), fanakixazorazoana; fampisehoana, fampideraderana vola hitaomana olona hanao zavatra iray. Ahitsio
Fandraviravy: (ravirauy) a.: Fomba entina mandraviravy, manantona, manakirazorazo; fomba entina mampiseho na mampideradera vola hitaomana olona hanao zavatra iray, Ahitsio
Fandravitana: a,: Fanambarana ravindravina samihafa, Ahitsio
Fandravitra: (rauitra) a,: Fomba entina mandravitra, manambatra ravindravina samihafa. 1 p, t.: Azo atambatra. Ahitsio
Fandravohana: (rauoka) a.: Fitotoana vary izaitratra; fikapohana ela. Ahitsio
Fandravoka: (rauoka) a,: Fomba entina mitoto vary; toetran'ny olona mandravoka. Ahitsio
Fandravona: (Ski) a,: Vahona sy ravinkazo voatoto ampifangaroina amin'ny rano mba handroana ho fiarovana amin'ny tetY. Ahitsio
Fandravona: (ravona) a.: Fomba entina mandravona, mainpitovy tantana. 1 p.t.: Azo aravona. Ahitsio
Fandravonana: (ravona) a,: Fampitoviana tantana, fanovonan ny iva ary fisorohana ny avo ho marin-tampon, fanarenana; fampitoviana. Ahitsio
Fandravoravo: (rauorauo) a.: Fomba entina mandravoravo. Ahitsio
Fandravoravoana: (ravoravo) a.: Famalifaliana, fandokafana, Ahitsio
Fandray: (ray) a.: Fomba entina mandray: Hotely tsara fandray. ? p.t.: Azo raisina amin'ny tanana: Tay fandray ny baolina raha milalao kitra. Ahitsio
Fandrazorazo: (razorazo) a.: Fomba entina mandrazorazo, manantona, manakiraviravy zavatra lavalava. Ahitsio
Fandrazorazoana: (raz orazo) a. : Fanantonana, fanakiraviravezana zavatra lavalava. Ahitsio
Fandre: (re) p.t.: Heno matetika. Ahitsio
Fandrebahana: (rebaka) a.: Fanaovana izay hahatonga rebaka,reraka, valakaFandrebaka (rebaka) o.: Fomba entina mandrebaka, mandreraka. Ahitsio
Fandrebirebena: (rebireby) a,: Fitarihana hivilivily lalana, fanadalana: Misy mitaona anao hiasa fa hahazo vola be, hono, ianao: fandrebirebena anao tsy hianatra tsara izany, 1 Fanolikolena, famitahana amin'ny hevitra manodoka: Mampanantena paradiso eto an-tany ireo olona ireo; aza mina izany fa fandrebirebena fotsiny izany, Ahitsio
Fandrebireby: (rebireby) a.: Fomba entina mandrebireby, mampiriorio ny sain mba hamitahana. Ahitsio
Fandrebohana: (reboka) a.: Fihinanana an-kisesy, fambosibosehana. Ahitsio