Litera f
Fanatsovahana: (tsovaka) a.: Fandorana amin'ny rano mangotraka.
tohiny
Fanatsovaka: (tsovaka) a.: Fomba entina manatsovaka, mandotra amin'ny rano mangotraka.
tohiny
Fanavanana: (hauona) a.: Fanatsikerana, fanalana ny lavenona avy ao am-patati.
tohiny
Fanavangavana: (havana) a.: Fomba entina manavangavana, izany hoe manvakavaka ka mampihataka ny havana sasany.
tohiny
Fanavangavanana: (hauona) a.: Fanavakavahana sy fampihatahana ny havana ory.
tohiny
Fanavangongo: (vangongo) a.: Fomba entina manavangongo, manavovona.
tohiny
Fanavangongoana: (vangongo) a: Fampitangoronana zavatra miavoavo amin'ny toerana iray : Fanavangongoana vato.
tohiny
Fanavaozana: (vao) o.: Fanoloana hala : Isaky ny efatra na dimy tanna no fanovaozana ny fitaovam-pambolena. 1 Fanamboarana…tohiny
Fanavarerahana: (vareraka) a.: Famelana (fitafiana) hiborotsaka, hirefarefa.
tohiny
Fanavareraka: (vareraka) a: Fomba entina manavareraka, mamela (fitafiana) hiborotsaka, hirefarefa.
tohiny
Fanavarorahana: (varoraka) a.: Fanaketrahana, fanagedragedrana.
tohiny
Fanavaroraka: (varoraka) a: Fomba entina manavaroraka, mampiboraka sy mamaha.
tohiny
Fanavarozahana: (varozaka) a.: Fanakiraviravezana, filazana zavatra mitarozaka sady miverimberina.
tohiny
Fanavarozaka: (varozaka) a.: Fomba entina manavarozaka, manakiraviravy, milaza zavatra mitarozaka sady miverimberina.…tohiny
Fanavatsava: (tsavatsava) a.: Fomba entina manavatsava, tsy mandeha arnin'ny tena lalana fa manapatapaka manao hitsin-dalan.…tohiny
Fanavatsavana: (tsauatsava) a.: Tsy fandehanana amin'ny tena lalana fa manapatapaka manao hitsin-dalan hatraiza hatraiza;…tohiny
Fanaviana: (avy) a.: Fisondrotan'ny hafanan'ny tena,izay matetika miaraka amin'ny aretina iray izay manindry ny…tohiny
Fanavokavohana: (hauokauoka) a: Fikapohana mandrivorivo, sady mafy no imbetsaka.
tohiny