Litera f
Fanamborana: (sambotra) a. Fanenjehana (biby na vorona).
tohiny
Fanambosiana: (ambosy) a. Famporisihana, fitaomana, fanangolena.
tohiny
Fanambosy: (ambosy) o.: Fomba entina manambosy, marnporisika, mitaona, manangoly. • p,t. : Azo ambosina.
tohiny
Fanambotra: (sambotra) a Fomba entina manambotra, misambotra. 1 p,t. : Azo samborina.
tohiny
Fanamby: (tamby) a. : Fomba entina manamby, manakarama. ? Fanekena ifanaovan' olona roa na maro izay samy manana…tohiny
Fanamehana: (maika) a. : Fampanaovana (zavatra) olona haingana, fandodonana.
tohiny
Fanamelohana: (meloka) a,: Filazana ho meloka araka ny didim-pitsarana; fanasaziana, sazy.
tohiny
Fanameloka: (meloka) a, : Fomba entina manameloka, milaza ho meloka araka ny didim-pitsarana. ~ p,t, : Azo melohina.…tohiny
Fanamenana: (mena) a. : Fanaovana izay hahatonga me-na.
tohiny
Fanamezahana: (mezaka) a Fampahanifisana, fanaovana izay hahatonga mezaka, manify.
tohiny
Fanamezaka: (mezaka) a. Fampahanify.
tohiny
Fanamiana: (amy) a : Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr'ilay mitondra azy ary fitondra amin'ny andro…tohiny
Fanamika: (tamika) o, : Fomban'ny rano manamika, mitsika, mivoaka kely dia kely avy ao anaty zavatra iray.
tohiny
Fanamiramirana: (mirana) a, Fomba entina manamiramirana.
tohiny
Fanamiramiranana: (mirana) a.: Fanaovana izaY hahafalifaly,
tohiny
Fanamo: (Tsm) a. : Hazo be fofona sy misy poizina izaY fampiasa raha sendra ta hanapoizina ny trondro any anaty…tohiny
Fanamohafana: (mohaka) a. : Fanaovana izay hahatonga mohaka, bodaka.
tohiny
Fanamohaka: (mohaka) a : Fomba entina manamohaka, mahatonga mohaka, bodaka.
tohiny