Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitsinjarana: (tsinjara) a.: Fizarazarana ho tokony maromaro: Ny fitsinjarana ny asa hahouitana azy haingana. tohiny
Fitsinjo: (tsinjo) a.: Fomba entina mitsinjo na mitazana la-vitra, mikarakara. • P. t, : Azo tsinjovina. tohiny
Fitsinjovana: (tsinjo) a.: Fitazanana lavitra, fitazanana avy ambony: Avy eny an-tampon'Ankaratra no fitsinjouana…tohiny
Fitsinkafona: (tsinkafona) a.: Toetran'ny zavatra mitsinkafona, izany hoe mihevaheva eny ambony rano fa tsy milentika.…tohiny
Fitsinkafonana: (tsinkafona)a.: Fihevahevana eny ambony rano tsy mety milentika: Ny mahatonga ny fitsinkafonana, dia…tohiny
Fitsinkasina: (tsinkasina) a,: Fomban'ny olona mitsinkasina, izany hoe mianjera mitsimbadimbadika. tohiny
Fitsinkasinana: (tsinkasina) a.: Fitsimbadimbadihana, fikodiadiavana: Miarena haingana fa mahamenatra ny fitainkasinana…tohiny
Fitsintsina: (tsintsina) a.: Fomba entina mitsintsina, izany hoe mitondra zavatra amin' ny tanana an'ila fotsinY.…tohiny
Fitsintsinana: (tsintsina) a.: Fitondrana zavatra arnin'ny ta-nana an'ila fotsiny. tohiny
Fitsintsindrana: (tsintsindrana) a.: Toetran'ny zavatra mitsintsindrana, izany hoe mihoatra na manivaka amin'ny namany…tohiny
Fitsintsindranana: (tsintsindrana) a.: Fihoarana na fanivahana amin'ny namany iray laharana aminy. - t.i.fana (tsioka)a.:…tohiny
Fitsioka: (tsioka) a.: Toetran' ny rivotra mitsioka, izany hoe mitsoka, mifofofofo. tohiny
Fitsipaikona: (tsipaikona) a.: Toetran'ny olona mitsipaikona, izany hoe mandeha mikovilavila ary mitsoropadropaka.…tohiny
Fitsipelaka: (tsipelaka) a.: Toetran'ny hazavana mihelatra vetivety; fomban'ny maso mitsipalotra. tohiny
Fitsipelohana: (tsipeloka) a.: Fisafelehan-teny mba hamelezana olona. tohiny
Fitsipeloka: (tsipeloka) a.: Toetra na fomban'ny olona mitsipeloka, izany hoe manao safeli-teny mba hamelezana. tohiny
Fitsipihana: (tsipiko)a.:Fanaingana ny tena, arahina fitsambikinana na fanidinana: Ohatra ny helatra ny fitsipihan'…tohiny
Fitsipika: (tsipika) a.: Fitaovana enti-manipika: Fitsipika hazo no novidiko ho an-fanako. 1 Lalàna, didy, tsy…tohiny
Fitsiraka: na Fitsiratsiraka (tsiraka) a,: Toetran'ny zavatra mitsiratsiraka, izany hoe hozatina, be vanditra.…tohiny
Fitsirakaraka: Fitsirakorako (tsirakaraka, tsirakorako) a,: Toetran'ny volo mitsirakaraka, mitsirakorako, misafotofoto,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2403