Litera f
Fitolahana: (tolaka) a.: Fivohan'ny varavarana.
tohiny
Fitolantsihana: (tolantsika) a.: Fihantsihana, filantsihana.
tohiny
Fitolantsika: (tolantsika) a.: Toetran'ny olona na zavatra mitolantsika, milantsika, mihantsika, miforitra miaoriana…tohiny
Fitolatola: (tolatola) a.: Toetran'ny olona na zavatra mitolatola, midoladola, mihevingevina.
tohiny
Fitolatolana: (tolatola) a.: Fihevingevenana, fidoladolàna.
tohiny
Fitolefika: (tolefika) a.: Toetran'ny zavatra mitolefika, mirona na mihilana kely.
tohiny
Fitolilana: (tolila) a.: Fandringàna.
tohiny
Fitolitsika: (tolitsika) a,: Toetran'ny olona na zavatra mitolitsika, mandringa.
tohiny
Fitolokoana: (toloko) a.: Fitaraindrainana.
tohiny
Fitolomana: (tolona) a.: Fibedana, fanodidinana amin'ny san dry.
tohiny
Fitomamotamo: (tomamotamo) a.: Toetran'ny zavatra vonivony tanora mahafinaritra.
tohiny