Litera f
Figoigoika: (goika) a,: Fomba fitomany sempotsempotra sy misentosento.
tohiny
Figoka: (goka) a.: Fomba fisotro amim-pankasitrahana ary betsaka: Oadray izany figokan Koto kely ronono!
tohiny
Figoledana: (goleda) a.: Fahosana, fodiana marary,
tohiny
Figorabahana: (gorabaka)a.:Filentehana,
tohiny
Figorabaka: (gorabaka) a.: Toetran'ny zavatra migorabaka, izany hoe loaka be,
tohiny
Figoraidraika: (goraidraika) a.: Fomba fanenon'ny sahona.
tohiny
Figoraraika: (goraraika) a.: Fomban'ny zavatra (kibo) migoraraika, izany hoe mamoaka feo hafahafa toy ny kibo marary.…tohiny
Fihabahaba: (habahaba) a,: Fomba entina mihabahaba, misalasala; fisalasala.
tohiny
Fihabahabana: (habahaba) a.: Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra.
tohiny
Fihadiana: (hady) a,: Fitrandrahana: Ny fihadiana tany no sarotra amin'ny tombola-na raha mafy ny tany, ? Fanongotana,…tohiny
Fihadrahadra: (hadra) a.: Toetran'ny olona mihadrahadra, na manao fihetsehan miavona.
tohiny
Fihadrahadrana: (hadra) a.: Flhetsehana miavona na fieboeboana amin'ny fitenenana, fijefiiefena.
tohiny
Fihafahafa: (hafa) a.: Fiseho ho hafa, fiolonolona.
tohiny
Fihafahafana: (hafa) a.: Fisehoana ho olon-kafa, tsy fetezana hifandray tsara amin'ny olona manasa ny tena, fiolonolonana.…tohiny