Litera f
Fanotovore: (Ski) a.: Vodin'ny ramiraja.
tohiny
Fanotra: (otra) a.: Fomba entina manotra, misafo sady mamoritra amin'ny tanana mba hampalefaka ny hozatra marary…tohiny
Fanotrahana: (hotraka) a.: Harisihana, fahazotoana hanam-PY.
tohiny
Fanotrehana: (otrika) a: Fitahirizana vain'afo ao anaty lavenona; fanaovana (voankazo) amin'ny toerana tsy azondrivotra…tohiny
Fanotrika: (otrika) a: Fomba entina manotrika, na mitahiry vain'afo ao anaty lavenona na mametraka voankazo amin'ny…tohiny
Fanotronana: (otrona) a.: Famihinana amin'ny sandry sy ny tanana roa; fanodidinana. ? Fiarahana amin'ny olona iray…tohiny
Fanotsokotsohana: (kotsokotsoka) a.: Fanetsiketsehana.
tohiny
Fanotsokotsoka: (kotsokotsoka) a.: Fomba entàna manetsiketsika.
tohiny
Fanoty: (oty) a.: Fomba entina manoty, na mampisara-nono. ~ p. t.: Azo sarahina nono: Zozo tsy mbola fanoty…tohiny
Fanova: (ova) a.: Fomba, zavatra entina manova: Vorompanoua hena. ~ p.t.: Azo ovana: Tay fanoua ny zanaka. tohiny
Fanovahana: (ovaka) o.: Fanendahana hoditra manify; fanongoanamalY izaitsizY.
tohiny
Fanovaka: (ouaka) a.: Fomba entina manovaka, na manendaka hoditra manify, manongo mafy izaitsizy. ~ p.t.: A-zo…tohiny
Fanovana: (ova) a.: Fanoloana hala: Tsy mahay mihitay ny mpianatra eto amin'ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny…tohiny
Fanovanana: (touana) a: Fanampiana avy ao ambany na avy eo aoriana, fanampiana tovana.
tohiny
Fanovilono: (Tsm) a.: Bibikely mifono tapak'ahitra miaina sy miriaria any anatY rano ka mahafaty ny omby raha sendra…tohiny