Litera f
Fanorohana: (oroka) a.: Fampitehefana ny molotra sy ny orona amin'ny tarehy na tanan'ny olona iray ho maripitiavana…tohiny
Fanorona: a.: Karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin' ny fafana izay vakivakin'ny tsipika…tohiny
Fanorosana: na Fanorotana (orotra) a.: Fanongotana, fandririsana amin'ny tanna, fanapahana amin'ny antsy.
tohiny
Fanorotoro: (torotoro) a.: Fomba entina manorotoro, mamotipotika, ~ p.t.: Azo torotoroina.
tohiny
Fanorotoroana: (torotoro) a.: Famakfana (zavatra) atao potipotika, fanamontsanana.
tohiny
Fanorotra: (orotra) a,: Fomba entina manorotra, na manongotra, mandriry ravim-boangahazo,hazondandy...
tohiny
Fanosahana: (tosaka) a,: Fampitobahana; fanapahana.
tohiny
Fanosehana: (tosika) a.: Fandronjenana mba hivoaka amin'ny faritra iray nhamotraka,fandroahana.
tohiny
Fanosehana: (tosika) a: Vy na varahina, miendrika kaoPY bitika kely, isisihan'ny fanondro ka entina manosika ny…tohiny
Fanosena: (hosy) o,: Fanitsahana amin'ny tongotra; famakiana ny bainga amin'ny tanimbary mba hampahalemy azy ho…tohiny
Fanosenana: a,: Fanafotetahana, fanavonana.
tohiny
Fanosohana: (sosoka) a.: Fampidirana na fanisihana kofehy amin'ny fahan'ny lamba iray efa misy marambato mba hahamafy…tohiny