Litera f
Fanodivitra: (hodivitra) a,:Fomba entina manodivitra, na mivily kely fa tsy mifanitsy.
tohiny
Fanodoka: (sodoka) a.: Fomba entina manodoka. ? p. t: A-zo sodokaina, fitahina amin' ny fijerena.
tohiny
Fanodokana: (sodoka) a.: Famitahana amin'ny fijerena.
tohiny
Fanofa: (hofa) a.: Fomba entina manofa na manome vola saran'ny fipetrahana amin' ny trano ixay. Azo hofana.…tohiny
Fanofa: (hofa) a.: Fomba entina manofa, miantso manao famantarana amin'ny ta-nana; na manetsiketsika voam-bary…tohiny
Fanofakofahana: (hofakofaka) a.: Fanendahana (hoditra) amin'ny faritra sasan'ny tena.
tohiny
Fanofakofaka: (hofakofaka) a,: Fomba entina manofakofaka, manendakendaka. 1 p, t.: Azo endahana.
tohiny
Fanofana: (hofa) a.: Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny. ~ Fanasivanana voan-javatra…tohiny
Fanofana: (hofa) a.: Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana.
tohiny
Fanofana: (ofana) a.: Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy…tohiny
Fanofanana: (ofana) a.: Fanatsobohana metaly mivaivay ao anaty rano na diloilo mangatsiaka, mba hahamafy azy. 1…tohiny
Fanofisana: (nofy) a,: Fahitana amin'ny torimaso, fahatsiarovana toa manao asa eo ampatoriana.
tohiny
Fanogo: (hogo) a,: Fomba entina manogo. ? p.t.: Azo hogoina: Tsy mba volo fanogo angaha itony marina!
tohiny
Fanogoana: (hogo) a,: Fandaminana ny volo misaritaka amin'ny alalan'ny fihogo mba hilamaka tsars.
tohiny
Fanoha: (toha) a.: Fomba entina manoha, izany hoe manohitra. ? p, t.: Azo tohaina: Tsy fanoha ny riano,
tohiny
Fanohana: (tohano) o.: Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera.…tohiny
Fanohanana: (tohano) a.: Fanasiana tohana, zavatra hiaro tsy hirona: Ho sarotro ny fanohanana io tamboho io tsY…tohiny
Fanoharana: (ohatra) a.: Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto…tohiny