Litera f
Fanoahana: (hoaka) a.: Fitanatanam-bava noho ny havizanana, hanoanana na fironana mafy ta hatory.
tohiny
Fanoatoavana: (toatoa) a.: Fiomanana hiainga, famerana ny fotoana handehanana.
tohiny
Fanobatoba: (tobatobo) a.: Fomba entina manobatoba, na mandanindany foana. ? p. t.: Azo tobatobaina.
tohiny
Fanobatobana: (tobatoba) a.: Fanetsiketsehana, fanakobanana, fanakotabàna. 1 Fandanilaniana foana.
tohiny
Fanobonobona: (obonobona) a.: Fomba entina manobonobona, manabontsina ny lamba.
tohiny
Fanobonobonana: (obonobona) a.; Fanabontsinana ny lamba entina.
tohiny
Fanodiana: (tody) a.: Fiverenan'ny zavatra (tsara na ratsy) natao, amin'ny tena nanao azy ihany; fifoterana.
tohiny
Fanodidina: (hodidina) a.: Fomba entina manodidina: Tsy milahatra tsara nefa mahafinaritro ny fanodidin'ny kintana…tohiny
Fanodidinana: (hodidina) a.: Fandehanana manapitra ny sakany sy ny lavany; fanaovana sokera.
tohiny
Fanodina: (hodina) a.: Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny dioay ho toakaf ~?.t.: Azo ahodina: Tsy…tohiny
Fanodinana: (hodina) a.: Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao uelioely no fanodinana io milina io,1 Fampiovana,…tohiny
Fanodirana: (hoditra) a,: Fanendahana na fiendahan'ny hoditra.
tohiny
Fanodirana: (toditra) a.: Fanandramana.
tohiny
Fanodivirana: (hodiuitra) a.: Fandehanana manodidina, fampivlliana kely, famolahana.
tohiny