Litera f
Famaton-kavana: o. : Ny hava-na akaiky.
tohiny
Famatorana: (fatotra) a. : Fifehezana, fandrohizana, fanagadrana.
tohiny
Famatrarana: (fatratra) a Fampidirana an-kery, fanderana, fanasesefana, fampifanizinana.
tohiny
Famatsavatsa: (vatsavatsa) a. : Fomba entina mamatsavatsa, mikamenona, mikamentsona.
tohiny
Famatsavatsana: (vatsavatsa) a.: Fikamenünana, fikamentsônana.
tohiny
Famatsiana: (vatsy) a. : Fanomezana vatsy; fanomezana sakafo ilaina.
tohiny
Famavany: a : Ny tonon'ny taolana na zavamaniry. ~ F.-p. : Olona tsy misy famavany : olona tsy metY manaiky ny…tohiny
Famavarana: (uavatra) a. : Fanatahana kely / famahàna I famosahan-kevitm amin'nY teny aloakan'ny vava.
tohiny
Famavatra: (vavatra) a. : Fomba entina mamavatra, izany hoe manisy tataka kely. 1 p. t. : Azo vavàrana.
tohiny
Famazanana: (vazana) a. : Fanaikerana mafy / fanerena mba hanoka-bava sY nifY.
tohiny
Famazivaziana: (uazivazy) a. : Fanaovana vazivazy ; fanaovana teny tsy manome voninahitra fa toa mananihany.
tohiny
Famazivazy: (uazivazy) a. : Fomba entina mamazivazy, manao vazivazy. ? p.t. : Azo vazivazfna.
tohiny
Fambango: na Fanabango (ban-go) a. : Fomba entina mambango na mandraotra ny vo-Io ka manambatra azY ho randrana…tohiny
Fambangoana: na Fanabangoana (bango) a. : Fandraotana ny volo sy fanambarana azy ho randrana tokana na roa na telo.…tohiny