Litera f
Fananana: (anana) a. : Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana... ; harena.
tohiny
Fananarana: (anatra) a.: Fanaovana na fanipazana torohevitra; fanoroana izay tokony hatao: Henoy ny fananaran' ny…tohiny
Fananda: (sanda) p,t. Azo anomezana sandany (na vola omena amboniny amin'ny varotra na takalo ifanaovana raha…tohiny
Fanandevozana: (andeuo) a. : Fampiasana olona ho toy ny mpanompo tsy manana ny zo maha-olona afaka azy.
tohiny
Fanandohana: (sandoka) a. : Fangalarana an-kafetsena, fifetsena.
tohiny
Fanandra: (tondra) a. : Fomba entina manandra, manongotra arrrin'ny tandra. ? p,t. Azo tandraina.
tohiny
Fanandrahafana: (rahaka) a. Fitondrana rantsana betsaka : Mampitolagaga ny fanandrahafan'it? hazo
tohiny
Fanandrahaka: (rahaka) a. Fomban'ny hazo manandrahaka, mitondra rantsana betsaka.
tohiny
Fanandramana: (andran) a. Fampiasana zavatra vaovao vao namboarina mba ho fitsapana ny toetrany na ny fandehany. tohiny
Fanandrana: (andrana) a.: F omba entina manandrana, mitsapa mialoha. ? p.t. : Azo and-ralluma : Tsy fanandrana ny…tohiny
Fanandrana: (tondra) a. : Fanongotana amin' ny tandra.
tohiny
Fanandrana: (tondra) a. : Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana…tohiny
Fanandratana: (sandratra) a. Fanaingana ho avo; fampanehoehoana, fanomezana laza : Fanandratana ho olomoaina.
tohiny
Fanandratra: (sandratra) a. Fomba entina manandratra. * p.t. : Azo asandratra.
tohiny
Fanandrianana: (andriana) a Ny fomba fanajana atao amin'ny olona tokony home-na azy.
tohiny
Fanandrify: (tandrify) a. : Fomba entina manandrify, manatrika ny..., mifanatrika aFanandrifiana (tandrify) a. Fanatrehana…tohiny