Litera f
Fivilavila: (vilavila) o.: Toetran' ny olona na zavatra mivilavila, izany hoe miolanolana, tsy mahitsy fa melomeloka.…tohiny
Fivilavilana: (vilavila) a.: Fiolikolehana, fiolanolanana.
tohiny
Fiviliana: (vily) Fiolahana, fiolehana: Eto ny fiviliana mankany Viliahazo. Fisafelehana: Ny fivilianay tany amin-dry…tohiny
Fivily: (vily) a.: Toetran'ny olona na zavatra mivily, izany hoe miolaka, misafelika, miviona, mihodivitra.…tohiny
Fivimbinana: (vimbina) a.: Fitondrana zavatra amin'ny ta-nana: Tsy misy mahamenatra ny fivimbinana an'io kitapo io,…tohiny
Fivindahana: na Fivindavindana (uindaka, vindavinda) o.: Fitenenana an-katezerana, fikitakitàna.
tohiny
Fivindina: (vindina) a.: Toetzan' ny zavatra mivindina, izany hoe mivonto: Ny fivindin' ny takolany no tsy nahalalako…tohiny
Fivindinana: (vindina) a,: Fivontosana, fibontsonana.
tohiny
Fivinirana: (vinitro) a.: Fahatezerana, fampisehoana endrika tsy faly.
tohiny
Fivinitra: (vinitra) a.: Toetran' ny olona mivinitra, izany hoe tezitra, mampiseho endrika tsY falY.
tohiny
Fiviniviniana: (viniviny) a.: Fahatezerana, fampisehoana endrika tezitra, malonilôny; fihenahenana tsy miteny.
tohiny
Fiviniviny: (viniviny) a.: Toetran'ny olona na ny endrika miviniviny, izany hoe tezitra, mampiseho endrika tezitra.…tohiny
Fiviona: (viona) a.: Toetran' ny olona na zavatra miviona, izany hoe mibirioka, mihodivitra, mivily. miviogna(Betsileo)…tohiny