Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fivaingavainga: na Fivaingavaingana (vaingauainga) a.: Toetran'ny zavatra mivaingavainga, izany hoe natao vaventy didy,…tohiny
Fivaitra: (vaitra) a: Toetran'ny nions mivaitra, izany hoe mihaitraitra sy be ditra. tohiny
Fivaivay: (vaivay) a: Toetran' ny zavatra mivaivaY, izany hoe mafana dia mafana ka tonga mena dorehitra. tohiny
Fivakana: (vakana) a.: Fomba entina mivakana, na mitondra vakana. tohiny
Fivakanana: (vakana) o.: Firavahana vakana, fitondrana vakana tohiny
Fivakavaka: (uakauaka) a.: Toetran'ny olona mivakavaka, ]zany hoe miakanakana, miambatrambatra: Tsy fantatra na…tohiny
Fivakavakana: (vakavaka) a.: Fiakanakànana, fiambatrambàrana. tohiny
Fivala: (vola) a,: Toetran'ny zavatra na biby mivala, izany hoe voafefy vala. tohiny
Fivalahetraka: Fivalaketraka (valahetraka) a.: Toetran'ny olona mivalahetraka , na mivalaketraka, izany hoe mipetraka…tohiny
Fivalamparana: (valampotra)a.: Fandriana mitsilany ka ny tongotra atsotra tanteraka, ~ H.o.: Fakana toerana be ara-ka…tohiny
Fivalampatra: (valampatra) a.: Fomba entina mivalampatra, izany hoe mandry mitsilany ka ny tongotra atsotra tanteraka.…tohiny
Fivalàna: (vola) a.: Fisiana fefy manodidina. tohiny
Fivalana: (valana) a.: Fomba entina mivalana, mandeha midina, na mangery. tohiny
Fivalanana: (valana) a.: Fandehanana an-dakana manaraka ny rano mandeha midina. ~ Fangerena, na koa ny faikan' ny…tohiny
Fivalanandrano: a.: Teny mihaja ilazana ny amany ( jer, io teny io). tohiny
Fivalandotra: (valandotra) a.: Toetran'ny olona mivalandotra, izany hoe mandry miampatra fa reraka. tohiny
Fivalangidina: (valangidina) a.: Toetran'ny olona na zavatra mivalangidina, izany hoe mianjera, mikororosy. tohiny
Fivalavala: (valavala) a.: Toetran'ny olona mivalavala na manao vosobosotra, tohiny
Fivalavalana: (valavala) a.: Fanaovana vosobosotra; fampihomehezana. tohiny
Fivalo: (valo) a.: Toetran'ny zavatra mivalo, na mizara valo, tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0598