Litera f
Fiolonolona: (olonolona) a.: Fomba entina miolonolona, na fomban'ny olona miolonolona, izany hoe mihatakataka tsy…tohiny
Fiolonolonana: (olonolona) a.: Fihatakatahana tsy te hiaraka amin'ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana.
tohiny
Fiomana: (omana) a.: Fomba entina miomana, na mivonona mialoha amin'ny fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina…tohiny
Fiomanana: (omana) a.: Fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin'izay atao na tsY ho voatampoka…tohiny
Fiombiana: (omby) a,: Fanaovan'ny landy ny tranony, fiakaran'ny landy eny amin' ny bozaka hanao ny tranony.
tohiny
Fiombonana: (ombona) a.: Fiarahana manao, fiarahana mamans.
tohiny
Fiombotana: (ombotra) a.: Fiongorana.
tohiny
Fiomby: (omby) a.: Fomban' ny landy miombY, izany hoe manao ny tranony eny ambony bozaka na hazo.
tohiny
Fiompanana: (ompana) a.: Firaiketana, fipetahana. • Fiankinana, fifotorana.
tohiny
Fiompiana: (ompy) a.: Famelomana sy fiahiana ary fikarakarana biby: Fambolena sy fiompiana no fuelomany.
tohiny
Fiompy: (ompy) a.: Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby. 1 p. t.: Ompiana matetika:…tohiny
Fiondanana: (ondana) a.: Fiankinan'ny loha amin'ny ondana.
tohiny
Fiondrana: (ondrana) a.: Fomba entina miondrana, miditra amin'ny lakana na sambo mba handeha hiampita.
tohiny
Fiondranana: (ondrana) a.: Fidirana amin'ny lakana na ny sambo mba handeha hiampita.
tohiny
Fiondrehana: (ondrika) a.: Fileferan'ny loba; fanaranampo (amin'ny alahelo).
tohiny