Litera f
Fingadona: (ngadona) a.: Toetran'ny zavatra mingadona, izany hoe midona (toy ny feu re avy amin'ny tongotra mamindra…tohiny
Fingadonana: (ngadona) a.: Fidobohan'ny fanoto. ? Fahatongavana: Amin'izao fingadonan'ny fetim-pirenena izao... tohiny
Fingafinga: a.: Famindra matetika noho ny tena voasakantsakan'ny akanjo tery. 1 Fingafingaina 1 mamingafinga, famingafinga,…tohiny
Fingafingaina: (fingafinga) mt. ih. (fingafingao): Voaparapaingo ka voatery mamindra matetika.
tohiny
Fingafingana: (fingafinga) a.: Fahasahiranana mamindra matetika. ? Enti-milaza ilay akanjo etiety mihitsy koa ka rehefa…tohiny
Fingana: a.: Fanjerana na fandavoana amin'ny famelezana ny tongotra. ? H.o.: Tetidratsy hamelezana ny hafa. -…tohiny
Finganina: (fingana) m t. ih. (fingano): Alavo amin'ny fainelezana ny tongotra eny ampandehanana na eny am-pihazakazahana:…tohiny
Fingenongenona: (ngenongenona) a.: Fomba entina mingenongenona, izany hoe mimenomenona, manao teny an' orona noho ny…tohiny
Fingenongenonana: (ngenongenona) a.: Fimenomenonana, fanaovana teny an' orona no-ho ny tsy fahafaliana, fingonongononana.…tohiny
Fingonongonona: (ngonongonona) a.: Fomba entina mingonongonona, izany hoe milaza na manonona teny tsy mazava tsara fa…tohiny
Fingonongononana: (ngonongonona) a.: Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny.
tohiny
Fingorana: (fingotra) mt,ih, (fingory): Atao amparapaingo, raisin amin'ny vozontongony,finganfna.
tohiny
Fingorodona: (ngorodona) a.: Toetran'ny zavatra mingorodona, izany hoe mixohondrohona noho ny famindra.
tohiny
Fingorodonana: (ngorodona) a.: Firohondrohonana noho ny famindra, ny fandeha.
tohiny
Fingosoana: (ngoso) a.: Fianianana,amin'ny olom-pady.
tohiny
Fingotra: a.: (olona) Ilay faritra somary mifintimpitina eo ambonin'ny kitrokely nvozon-tongotra, indraindray…tohiny