Litera f
Fikeninkenina: (keninkenina) a.: Fomba entina mikeninkenina, izany hoe misahana raharaha maso madinidinika.
tohiny
Fikenonkenona: (kenonkenona) a.: Fomba entina mikenonkenona, fomban'ny olona mikenonkenona, izany hoe mikarakara ny…tohiny
Fikenonkenonana: (kenonkenona) a.: Fikarakarana ny raharaha madinidinika ao antokantrano; fisahiranana manketsy mankeroa.…tohiny
Fikentsona: (kentsona) a.: Fomban'ny olona mikentsona, na miteny an'orona.
tohiny
Fikentsonana: (kentsona) a.: Fitenenana amin'ny fomba kentsona na an'orona.
tohiny
Fikeokeohana: (keokeoka) a.: Famoahana feo amin'ny fikepokepohan'ny nify zavatra.
tohiny
Fikeokeoka: (keokeoka) a.: Fomban'ny nify mikeokeoka, na mikepokepoka zavatra.
tohiny
Fikepakepahana: (kepakepaka) a.: Fihofahofana, fihetsiketsehana.
tohiny
Fikepakepaka: (kepakepaka) a.: Fomba fihofahofa, fihetsiketsika.
tohiny
Fikepikepehana: (kepika) a.: Fisavilivfliana.
tohiny
Fikepikepika: (kepika) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mikepikepika, na misavilivily.
tohiny
Fikepohana: (kepoka) a.: Fitsakoana zavatra mafimafy ka heno ny feo aterak'izany; fandanilaniana foana.
tohiny
Fikesonana: (kesona) a.: Fisavorovoroana, fahalotoana, fihosinkosenana amin'ny loto.
tohiny
Fiketaketa: (ketaketa) a.: Fomban'ny zaza mitomany lava.
tohiny
Fiketaketana: (ketaketa) a.: Fitomaniana lava, fikonetahandava.
tohiny
Fiketohana: (ketoko) a.: Jar. Fanetohana.
tohiny