Litera f
Fikarainkonana: (karainkona) a.: Fihoronana sy fikainkonana.
tohiny
Fikarakara: (karakara) a.: Fomba entina mikarakara, ?p.t.: Azo karakaraina.
tohiny
Fikarakarana: (karakara) a,: Fitandremana, fanasoavana fatratra sy manokana atao amin'olona na biby, zavatra, raharaha:…tohiny
Fikaramana: (karama) a.: Fitadiavam-bola amin'ny alalan' ny asa, fiasana ho an'ny o10-na ka mahazo vola amin'izany.…tohiny
Fikarantsana: (karantsana) a.: Toetran'ny feo mikarantsana, izany hoe avo sady mazava.
tohiny
Fikarantsanana: (karantsana) a.: Hatsaram-peo avo, mazava, tsy misy migarera na farimparina.
tohiny
Fikaraoka: (karaoka) a.: Toetran'ny feon javatra mikaraoka, izany hoe mipoaka kely toy ny vato voahitsaka.
tohiny
Fikarapohana: (karapoka) a.: Fianjerana, fahalavoana tampoka.
tohiny
Fikarapoka: Fiankarapoka (karapoka) a.: Fomba fianjera, fahalavoana tampoka.
tohiny
Fikaratsahana: (karatsaka) a.: Fanaovana na famoahana feo mitovy amin'ny an'ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra,…tohiny
Fikaratsaka: (karatsaka) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mikaratsaka, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny an'ny…tohiny
Fikarenjena: (karenjy) a,: Fandehandehanana eny rehetra eny araka ny sitrapo; fihenjena, firaotana tsy voafehifehy…tohiny
Fikarenjy: (karenjy) a,: Fomba entina mikarenjy, na mandehandeha eny rehetra eny araka ny sftrapo.
tohiny
Fikarepohana: (karepoka) a.: Fihinanana zavatra izay mikepokepoka raha tsakoina. e H.i.: Fihinanana, fandaniana. tohiny
Fikarepoka: (karepoka) a.: Toetran'ny zavatra mikarepoka, izany hoe mamoaka feo manokana rehefa tsakoina: Mora fantatra…tohiny
Fikaretohana: (karetoka) a,: Fiketohana miaraka amin' ny feo mitsaka amin'ny fanaikerana.
tohiny
Fikaretoka: (karetoka) a.: Toetran'ny nify mikaretoka na miketoka.
tohiny
Fikaretsahana: (karetsaka) a.: Fandehanana haingana, fitsoriahana, fihazakazahana; fangalarana amim - pahakingana.…tohiny