Litera f
Fihomboana: (hombo) a.: Firaiketana amin'ny,,., fifantsihana amin'ny...: Ny fihomboan'i Kristy teo amin'ny hozofijaliana.…tohiny
Fihomehezana: (homehy, hehy) a.: Asa atao rehefa mihomehy: Fihomehezana eran'ny trano raha vao niditra izy. ? Fananihany:…tohiny
Fihomehy: (homehy, hehy) a,: Fomban'ny olona rehefa mihomehy: Mahatsikaiky ny fihomehin-dRangahy io fa mihouotrovotra…tohiny
Fihonankonana: (honankona na) a.: Ny fihararetran'ny nofo matavy.
tohiny
Fihondrahondra: (hondrahondra) a.: Toetran'ny zavatra mihondrahondra, na mihofahofa (toy ny volom-behivavy raha mihazakazaka).…tohiny
Fihondrahondrana: (hondrahondra) a.: Fihofahofana.
tohiny
Fihondratana: (hondratra) a.: Ny fiontanana; firongotana.
tohiny
Fihondratra: (hondratra) a.: Ny toetran'ny firongatrY ny aretina mamorofotra.
tohiny
Fihondrokondroka: (hondrokondroka) a,: Fomba fandihy toa mandranitra ny filan' ny nofo amin'ny fihetsika afitsoka.
tohiny
Fihonikonihana: (honikonika) a.: Fanetsehana ny tena toa manara-ba.
tohiny
Fihonikonika: (honikonika) o.: Fomba fanetsehana ny tena toa manara-ba.
tohiny
Fihoninkonenana: (honinkonina) a.: Fihetsehana sahirankirana mankatsy mankaroa; fandehanana amim-pidrahodrahoana.
tohiny
Fihoninkonina: (honinkonina) a.: Fomban'ny olona mihoninkonina, izany hoe misahirana mankatsy mankaroa, miheninkenina,…tohiny
Fihontihontiana: (hontihonty) a.: Fanompotompoana hahazoan-tsitraka amim-behivavy.
tohiny
Fihontihonty: (hontihonty) a.: Fomba hahazoan-tsitraka amim-behivavy,
tohiny
Fihontsana: (hontsana) a.: Fomba entina manasa ny aty vava amin'ny fanakorianana rano ao anatiny.
tohiny
Fihontsanana: (hontsana) a,: Fanakorlanan-drano ao am-bava hanadiovana azy.
tohiny
Fihontsona: (hontsona) a.: Fomba fihetsehana, fivadiham-po,
tohiny
Fihontsonana: (hontsona) a.: Fihetsehana: Vizaka eo ianao raha hiandry ny fihontsonan'ity vato ity. ~ Fahatairana,…tohiny
Fihopahana: (hopaka) a.: Fihofahofana.
tohiny