Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fihimoka: (himoka) a.: Fomba fanakombonana ny vava mba tsy hihomehy. tohiny
Fihimokimohana: (himokimoka) a.: Fihomehezana tazontazonina tsy ho mafy. tohiny
Fihimokimoka: (himokimoka) a.: Fomba entina mihimokimoka, na manakombona ny vava mba tsy hihomehy, ne-fa fantatra…tohiny
Fihina: a.: Fitazonana mafy amin'ny tanna tokan atao mikainkona na amin'ny ta-nana roa ampifandraisina mba tsy…tohiny
Fihinakinaka: (hinakinaka) a.: Hatavy,habotrefona:Oadray, izany fihinakinak'ity' kisoa! tohiny
Fihinana: (hinana) a.: Fomba entina mihinana: Raisiny amin'ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary, ~p.t.: Azo…tohiny
Fihinanana: (hinana) a.: Asa a-tao rehefa mihinana; fitsakoana sy filemenana ventin-kanina. ? f t.m.: Karama: Tsy…tohiny
Fihindrahindra: (hindrahindra) a.: Fomba entina mihindrahindra, mipelipelika, mijefijefy. tohiny
Fihindrahindrana: (hindrahindra) a.: Fikarenjirenjena, fipelipelehana, fijefijefena. tohiny
Fihinina: (fihina) mt.ih. (fihino): Tazonina mafy amin'ny tanana tokana atao mikainkona tsara: Nofihininy tsara…tohiny
Fihinjahana: (hinjaka) a.: Fitsamboaran, fitsambikinrbikinana. tohiny
Fihinjaka: (hinjaka) a.: Fomba entina mihinjaka, na mitsamboatra, mitsambikimbikinkafalian. tohiny
Fihinjihinjiana: (hinjihinjy) a.: Fihinjirana, firidiridiana, asa atao rehefa mihinjihinjy. `Fihintsana (hintsana) a.:…tohiny
Fihinjihinjy: (hinjihinjy) a.: Fomba entina mihiniihinjy, mihinjitra, miridiridy. tohiny
Fihintsanana: (hintsana) a.: Fialana, firarahana: Rehefa lehibebe no manomboka ny fihintsanan'ny vole. tohiny
Fihira: (hira) a.: Fomba entina mihira. ~ p. t.: Azo hiraina. tohiny
Fihirana: (hira) a.: Ny asa atao rehefa mihira. 1 Tonon-kixa voasoratra ka hiraina any an- trano fiangonana. ~…tohiny
Fihiratana: (hiratra) a.: Ny ffsokafan'ny maso. tohiny
Fihiratra: (hiratra) a.: Ny toetran'ny maso mihiratra, misokatra. tohiny
Fihirifana: a,: Faritra amin'ny ilan'ny loha an-daniny sy andaniny avy, voafaritry ny maso, ny sonna ary ny takolaka.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0381