Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Figoigoika: (goika) a,: Fomba fitomany sempotsempotra sy misentosento. tohiny
Figoka: (goka) a.: Fomba fisotro amim-pankasitrahana ary betsaka: Oadray izany figokan Koto kely ronono! tohiny
Figoleda: (goleda) a.: Fomba f odiana marary. tohiny
Figoledana: (goleda) a.: Fahosana, fodiana marary, tohiny
Figona: (gona) a.: Toetran'ny zavatra migona, midona, mi-p oka; fidona; fipoka. tohiny
Figonana: (gona) a.: Fidonana, fipohana. tohiny
Figorabahana: (gorabaka)a.:Filentehana, tohiny
Figorabaka: (gorabaka) a.: Toetran'ny zavatra migorabaka, izany hoe loaka be, tohiny
Figoraidraika: (goraidraika) a.: Fomba fanenon'ny sahona. tohiny
Figoraraika: (goraraika) a.: Fomban'ny zavatra (kibo) migoraraika, izany hoe mamoaka feo hafahafa toy ny kibo marary.…tohiny
Fihabahaba: (habahaba) a,: Fomba entina mihabahaba, misalasala; fisalasala. tohiny
Fihabahabana: (habahaba) a.: Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra. tohiny
Fihadiana: (hady) a,: Fitrandrahana: Ny fihadiana tany no sarotra amin'ny tombola-na raha mafy ny tany, ? Fanongotana,…tohiny
Fihadrahadra: (hadra) a.: Toetran'ny olona mihadrahadra, na manao fihetsehan miavona. tohiny
Fihadrahadrana: (hadra) a.: Flhetsehana miavona na fieboeboana amin'ny fitenenana, fijefiiefena. tohiny
Fihady: (hady) a.: Fomba enti-mihady. ~ p.t.: Azo hadina. tohiny
Fihafahafa: (hafa) a.: Fiseho ho hafa, fiolonolona. tohiny
Fihafahafana: (hafa) a.: Fisehoana ho olon-kafa, tsy fetezana hifandray tsara amin'ny olona manasa ny tena, fiolonolonana.…tohiny
Fihafiana: (hafy) o.: Fiaretana ny mafy na ny sarotra na ny maharary, fa indrindra ny tsy fisiana na ny tsy fahampiana.…tohiny
Fihafo: (Ski) a.: Zavatra maivana toy ny bosoa atao amin'ny tenatenan'ny tadimpintana mba hahalalana ny fanaikitry…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0547