Litera f
Fanovohana: (ouoka) a.: Fanalana, fanesorana, fanatsoahana; faniniana mafy dia mafy, levilevy.
tohiny
Fanovonana: (tovona) a.: Fanampiana avy eo ambony na avy eo anoloana, fanampiana tovona.
tohiny
Fanovotrovotana: (houotrouotra) a,: Fanozongozonana, fanontsonkontsonana.
tohiny
Fanovotrovotra: (hovotrouotra) a.: Fanozongozona.
tohiny
Fanovozana: (touo) a: Fakàna rano na famindrana rano tsikelikely ho amin'ny toerana hala.
tohiny
Fanozona: (ozona) a: Fomba entina manozona. ~ p.t.: A-zo ozonina: Tsy mba fanozona ny zonaka nateroka.
tohiny
Fanozonana: (ozona) a.: Fanirian ratsy ny hafa, fanompana.
tohiny
Fanozongozona: (hozongozona) a,: Fomba entina manozongozona. 1 p.t.: Azo hozongozonina.
tohiny
Fanozongozonana: (hozongozona) a.: Fanetsehana mafy ary imbetsaka; fampihontsonana.
tohiny
Fanta: a.: Ozona, ompa, ngoso, aniana. - F.-p.: Fanta tsy to: fianianana foana. - t.i.f.: Mifanta, fifanta,…tohiny
Fantaka: o.: Tehina salasalany ny habeny, maranitra ny lohany iray izay atsatoka amin'ny tany mba hihazonana…tohiny
Fantáka: a.: Zavamaniry fianakavian'ny volotsangana safngY izy marotsaka madinika kely toy ny bararata.
tohiny
Fantakania: (Ski) a.: Enti-milaza ny tandrok'ombalahy raha fohy sady miioro mahitsy.
tohiny