Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fankafizana: (fy) a.: Fankamamiana, fitiavana. tohiny
Fankahala: (hala) p.t.:Ny olona ' na ny zavatra ankahalaina: Ny ratsy no fankahala, fa tsy ny tsara. ~ a.: Fomba…tohiny
Fankahalana: (hala) a.: Tsy fitiavana mainty, fahalianana ta hamaly faty, fanaovana hala volo. tohiny
Fankaherezana: (hery) a.: Fanomezana hery: Ny sakramentan'ny fankaherezana. ~ Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany…tohiny
Fankahia: (hia) a,: Fomba entina hankahia. tohiny
Fankahiazana: (hia) a.: Asa a-tao mba hankahia. tohiny
Fankamamiana: (homy)a.:Fankasitrahana: Mahafinaritra ahy izao fankamamianareo ny soa kely nataoko teto. 1 Fitiavana,…tohiny
Fankamamy: (hamy) a.: Fomba entina mankamamy, tohiny
Fankarariana: (rary) a.: Fanaovana izay tsy hahasalama. tohiny
Fankasiahana: (siaka) a.: Fanaovana izay hahatonga hasiaka: Tandremo ny fonkasiahana an'io aiika io fa manaikitra…tohiny
Fankasiaka: (siaka) a.: Fomba entina mankasiaka. tohiny
Fankasitrahana: (sitraka) a.: Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin'ny lehibeny Rakoto…tohiny
Fankatavezana: (tavy) a.: Fanaovana izay hahatonga matavy. tohiny
Fankatavy: (tavy) a.: Fomba entina mankatavy. 1 p. t.: A-zo hatavezina. tohiny
Fankatelemana: (telina) a,: Fankasitrahana, fisaorana amim-Pahafahamdro, tohiny
Fankatoavana: (to) a,: Fanekena an-tsitrapo fa tsara sy mety: Fankatoauana ny fanambadianao no nanomezandrainao anao…tohiny
Fankatrarana: (tratro) a.: Fahazoana na fahatratsaran'ny olona iray ny vadiny miray amin'olon-kafa. tohiny
Fankatratra: (traira) a,: Fomba entina mankatratra. tohiny
Fano: a.: Anaran-kazo. tohiny
Fano: a: Votrovotro madinika mitranga amin'ny hoditra vokatry ny hafanana. - F.-p.: Miuoa-pano: mivoaka votrovotro…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0763