Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanakambana: (kambana) a : Fomba entina manakambana. tohiny
Fanakambanana: (kambana) a: Fanambarana; fampiraisana. tohiny
Fanakamo: (kamo) a. : Fomba entina hahakamo. tohiny
Fanakamoana: a. : Fanaovana izay hahatonga kamo. tohiny
Fanakamoserana: (kamositra) a : Fandoahana amin'ny kamositra. tohiny
Fanakamositra: (kamositra) a. : Fomba entina manakamositra na mandoaka amin'ny kamositra. tohiny
Fanakàna: (aka) a. : Fodiana tsy mahalala, fodiana manao; fanantsafana; fananihaniana. tohiny
Fanakana: (sakana) a. : Fomba entina manakana. ~ p.t. : A-zo sakanana. tohiny
Fanakanana: (sakana) a. : Tsy famelana handeha, fandrarana. tohiny
Fanakanga: (akanga) a : Fomba entina manakanga na mampianatra ho fetsy ratsy. tohiny
Fanakangana: (akanga) a. : Fampianarana hafetsen-dratsy. tohiny
Fanakanjo: (akanjo) a. : Fomba entina manakanjo, manome akanjo. ? p. t.: Azo orne-na akanjo. tohiny
Fanakanjoana: (akanjo) a. : Fa-n omezana aluni o. tohiny
Fanakantsana: (kantsana) a : Fomba entina manakantsana, manapaka tanteraka amin'ny zava-maranitra. tohiny
Fanakantsanana: (kantsana) a.: Fanapahana tanteraka amin' ny antsy maranitra. tohiny
Fanakaona: (kaona) a. : Fomba entina manakaona, mampifanatona, mampiady. tohiny
Fanakaonana: (kaona) a. : Fampifanatonana, fampiadiana. tohiny
Fanakarainkona: (karainkona) a : Fomba entina manakarainkona, mampivonkina sy manaketrona. tohiny
Fanakarainkonana: (karainkono) a. : Fampivonkenana sY fanaketronana. tohiny
Fanakarama: (karama) a. Fomba entina manakarama, manamby olona manao asa ho an'ny tena. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1148