Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fisolana: (sala) a.: Fanakakasana ny loha tsy hisy volo: A-nisan'ny dingana voaiohandohany amin'ny firosoana ho…tohiny
Fisolanandrana: (solanandrana) a.: Fomba entina misolanandrana, na milanjalanja loha, mianjonanjona. tohiny
Fisolanandranana: (solanandrana) a.: Filanjalanjana loha, fianjonanjonana. tohiny
Fisolanga: (solanga)a.: Toetran' ny zavatra misolanga na miainga dia milavo any aoriana; toetran'ny tandrok'omby…tohiny
Fisolangana: (solanga) a.: Fiaingana dia filavoana any aoriana. tohiny
Fisolantsolana: (solantsolana) a.: Toetra na fomban'ny olona misolantsolana, na mamindra feno anjona sy miandranandrana.…tohiny
Fisolantsolanana: (solantsolana) a.: Famindra feno anjona sy miandranandrana. tohiny
Fisolarana: (solatra) a.: Fisilahana, fiempahana, fikipahana. tohiny
Fisolatra: (solatra) a.: Toetran' ny zavatra misolatra, na misilaka, miemp aka. tohiny
Fisolelahana: (solelaka) a.: Fandokadokafana sy fanolikolena fatratra hahazoana zavatra: Mitory toetra ambany dia…tohiny
Fisolelaka: (solelaka) a.: Fomba entina misolelaka na mandokadoka fatratra sy manolikoly mba hahazoana zavatra.…tohiny
Fisolifahana: (solifaka) a.: Fibolisarana mivilana. tohiny
Fisolifaka: (solifaka) a: Toetran'ny zavatra misolifaka na misolifatra, mibofisatra. . tohiny
Fisolifarana: (solifaka) a.: Fibolisarana: Ny fisolifaran'ny tongony no nahalavo azy. tohiny
Fisolifatra: (solifatra) a.: Fomba entina misolifatra na misolifaka, mibolisatra. tohiny
Fisolihana: (solika) a.: Famitahana, fanolikolena amin'ny fomba tsy mendrika; fisolelahana. tohiny
Fisolika: (solika) a.: Fomba entina misolika, na mamitaka, manolikoly amin'ny fomba tsy mendrika. ~ p, t.: Azo…tohiny
Fisolila: (solila) a.: Toetran' ny zavatra misolila, na misobilatra, misompirana. tohiny
Fisolilana: (solfia) a.: Fisobilarana, fisompiranana, tohiny
Fisolo: (solo) a.: Fomba entina misolo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0321