Litera f
Foibe: (foitra be) a.: Toerana afovoany ihaonan'ny tsipika rehetra amin'ny fanorona. 1 Toerana lehibe indrindra…tohiny
Foibenkodiarana: a.: Ray faritra afovoany indrindra amin' ny kodiarana izay itsofohan' ny lahitangerina ary irantsandrantsanan'ny…tohiny
Foibentaosarintany: a.: Foiben' ny antokon-draharaha misahana ny fanaovana sarintany.
tohiny
Foina: a,: Sakana, tsy famelana hihetsika na hipaika intsony (fanorona). - t.i.f.: Foinana / voafoina / mamoina,…tohiny
Foitra: a,: Holatra boribory eo afovoan'ny kibo, vokatry ny nanapahana ny tady nifandraisan'ny reny tamin-janany…tohiny
Foizina: (foy) mt.ih. (foizo): Atao izay hahavakian'ny atody misy azy. 1 Potsirina, vonoina: Foizo io hao io.…tohiny
Foka: a.: Fitrohana ary fitelemana; fisintonana (setroka na rivotra) hiditra any anaty. i tif,: Fohina, voafoka…tohiny
Foka: na Fokafoka p.t.: Adala, tsy misy saina, ketrina. i t.i.f.: Afokaina f manafoka, fanafoka, mpanafoka…tohiny
Fokarina: (fokatra) mt. ih. (fokaro): Alana, badina ao anaty tany: Be ny arintany azo fokarina any Soalary. /…tohiny
Fokatra: a.: Fampisehoana ankarihary ny tao anaty tany, ny lasa. ¶ M.h.: Fongatra, - t.i.f.: Fokarina, voafokatra…tohiny
Foko: a.: Fiaviana nisehoana, firazanana: Na foko inona ianao na foko inona dia Malagasy ihany. ? Ny fitambaran'ny…tohiny
Fokonolona: a.: Firaisam-pileovana sy fitondran'ny mponina amin'ny tanàna iray na amin'ny vohitra madinika mifanakaiky…tohiny