Litera f
Fivitranana: (vitrana) a.: Fizairana lamba roa ambainy ho iray: Lamba mafy ity; eo amin'ny fivitranany angaha izy…tohiny
Fivivitana: (vivitra) a.: Enti-milaza ny sisin-javatra izay raisina ka sintonina mba hanaingana azy.
tohiny
Fivivitra: (vivitra) a.: Toetran' ny zavatra voavivitra, izany hoe voasintona amin'ny sisiny na ny molony.
tohiny
Fivizatana: (vizatra) a.: Fitenenana miriadriatra miaraka amin'ny endrika mifandrirodrirotra.
tohiny
Fivizatra: (vizatra) a.: Fomba na toetran'ny olona mivizatra, izany hoe miteny miriadriatra miaraka amin'ny endrika…tohiny
Fivoadiana: (voady) a.: Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina. 1 Fianianana, fanomezan-toky,…tohiny
Fivoahana: (voaka) a.: Fialana ao an-trano mankany ivelany: Tsy tsara ny mihiboka foana ao an-trano; mahasalama…tohiny
Fivoarana: (voatra) a.: Fiovana ho tsaratsara kokoa; fivelaran'ny toetra ho tsaratsara kokoa.
tohiny
Fivohana: (voha) a,: Fisokàfana: Ataovy mitafitafy ny fivohan'ny varavarana. • Fiantombohana: Hatram in'ny fivohan'ny…tohiny
Fivohirana: (vohitra) a.: Fibontànana, fibokirana; fibontsinana,
tohiny
Fivoivoizana: (voy) a.: Fandehanana atss' sy ars'; fivezivezena.
tohiny
Fivoizana: (voy) a.: Fikapohana ny rano mba hampisosa ny lakana, ka kapohina miverina ny rano raha tiana handroso…tohiny
Fivokisana: (voky) a.: Fanaovana voky, fihinanana araka izay tiana, fialàna fo:Tsy tsara ny fivokisana raha vao…tohiny