Litera f
Fisarangaranga: (sarangaranga) a.: Toetran'ny vehivavy misarangaranga na mahatsiaro marary fa efa mby ho teraka.
tohiny
Fisarangotana: (sarangotra) a.: Famikirana mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana…tohiny
Fisarangotra: (sarangotra) a.: Fomba entina misarangotra, na mamikitra mafy amin-javatra na amin'olona noho ny tahotra…tohiny
Fisarebahana: (sarebaka) a.: Fitafiana lamba izay arefarefa amin'ny tany.
tohiny
Fisarebaka: (sarebaka) a,: Fitondrana akanio mirebareba na lamba mitaritarika: Mampihomehy ny mahita ny fisarebah'iretsy…tohiny
Fisarigengena: (sangaingy) a.: Fifanongoavan-javatra miavosa, antontany.
tohiny
Fisarihana: (sarika) a,: Fisintonana: Ringa erq ny mpanjono amin'ny fisarihana ny harato. • Fandroritana, fitarihana:…tohiny
Fisaritahana: (saritaka) a.: Fikorontanana: Fisaritahana re izany teo an-tsena tamin' ilay rotaka farany iny! • Fisafotofotoana:…tohiny
Fisaritaka: (saritaka) a.: Toetran'ny zavatra misaritaka na mikorontana, misafotofoto, mifaningotsingotra.
tohiny
Fisaronana: (sarona) a,: Fiafenana, firakofana ao anaty...: Taloha didy mihitsy tamin' ny tany sasantsasany ny fisaronan'ny…tohiny
Fisarongatana: (sarongatra) a,: Fitroarana amim-pahatairana tsy azo tonena, fitroarana amin-katezerana.
tohiny
Fisarongatra: (sarongatra) a.: Fomba na toetran'ny olona misarongatra, mitroatra amim-pahata¢ana tsy azo tonena, mitroatran-katezerana.…tohiny
Fisaroroana: (saroro) a.: Fanangolena: Tsy naharitra ny fisaroroan'ny namany izy ka la-sa niara-dratsy aminy. ~ Fodiana…tohiny
Fisasahana: (sasaka) a.: Fizaranjavatra roa mitovy: Amin'ny fisasahan'ny taona, maous, tsara ny halavan'ny andro…tohiny