Litera f
Fifetohana: (fetoka) a.: Fanaovana endrika mampitahotra sy mandrahona.
tohiny
Fifidianana: (fidy) a.: Fakana izay tiana an-tsitrapo, filante-nana, fiiobonana, fitsongoana; fandatsaham-bato: Tsy…tohiny
Fifihirana: (fihitra) a: Fifikirana.
tohiny
Fifikirana: (fikitra) a.: Fisarangotana.
tohiny
Fifindrana: (findra) a.: Fiovana toerana: Mandany mandrakariva ny fifindrana trano, 1 Fiovana ho: Rehefa amin'ny…tohiny
Fifisahana: (fisika) a.: Fahatongavana fisaka.
tohiny
Fifitsahana: (fitsaka) a.: Fihafisahana, fifintinana, fipetrahana tsy mihetsiketsika amin'ny toerana iray; fierena,…tohiny
Fifofofofoana: (fofo) a.: Famoronam-pikasana ratsy ha-mono, hamely.
tohiny
Fifofofofoana: (fofofofo) a,: Fitsofan'ny rivotra fatratra. ~ Fiasana na fiezahana izaitsizy.
tohiny
Fifoforana: (fofotra) a.: Filozohana, fikezahana, fikelezana aina fatratra.
tohiny
Fifohana: (foka) a.: Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky. 1 Fampldirana na fisintonana setro-javatra…tohiny
Fifohazana: (foha) a.: Fahatairana, fitsanganana avy eo am-pandriana: Ora fifohazana.
tohiny
Fifokarana: (fokatra) a.: Fisehoana andro, fiposahana, fifongarana.
tohiny
Fifonahana: (fonaka) a,: Fierotana.
tohiny