Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fibanaka: (banaka) a.: Toetran' ny zavatra misokatra be, mivoha tanteraka. tohiny
Fibandrina: (bandrina) a.: Fijery amin'ny maso mivontirika mahatahotra. tohiny
Fibandrinana: (bandrina) a,:Fijerena amin'ny maso mivontirika feno fandrahonana, mahatahotra. tohiny
Fibango: (bango) a.: Fomba entina mibango na mandrandrana ny volo, g p.t.: Azo bangoina: Volo tsy fibango itony,…tohiny
Fibangoana: (bango) a,: Fandraotana, dia fandrandranana ny volo, tohiny
Fibanjina: (banjina) a.: Fomba entina mibanjina, na mijery mifantoka tsara, gp.t.: Azo banjinina, azo jerena fantohana…tohiny
Fibanjinana: (banjina) a.: Fijerena mifantoka tsara. tohiny
Fibaraingoana: (baraingo) a.: Fahamelohan-javatra tsy mahitsy sady miolana. tohiny
Fibarana: a.: Karazan'antsy la-va taho, mifaingo-doha ny lelany, ampiasaina hikapana herana, zozoro... tohiny
Fibarara: (barara) a.: Fomba entina mibarara, izany hoe manaiky sy miaiky ny hadisoan'ny 'Lena noho ny fisehoan'ny…tohiny
Fibararahana: na Fibararana (bararaka, barara) a.: Fanaikena sy fiaikena ny hadisoan'ny tena noho ny fisehoan'ny marina…tohiny
Fibararaka: Jer. Fibarara. tohiny
Fibararana: (barara) a,: Fiaikena fa diso rehefa voapotsitra ny ratsy natao. tohiny
Fibarera: (barera) a.: Toetran' ny zavatra (elatra, lamba, feo) mibarera, izany hoe mivaha, miboraka, mitambotsotra.…tohiny
Fibarerana: (barera) a.: Fiborahana, fivahana, fitambotsorana (elatra, lamba, feo...). tohiny
Fibata: (bata) a.: Fomba entina mibata na manainga zava-mavesatra amin'ny tanan-droa. tohiny
Fibatana: (bata) a.: Fanaingana amin'ny tanana, fanonjonana. tohiny
Fibebahana: (bebaka) a.: Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminaol q Fiovana…tohiny
Fibedabeda: (bedabeda) a.: Fomba entina mibedabeda na mandralray zavatra izay fihimpihinina ary avadibadika. tohiny
Fibedabedana: (beda) a,: Fandraidraisana zavatra izay fihimpihinina ary avadibadika; famonjafonjana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.08