Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fiarandalamby: a.: Karazana fi-ara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-bY roa mitovy…tohiny
Fiaro: (aro) a.: Anarana ikambanam-be ikazana izay rehetra ampiasaina hiaro. q Ny tambin'ny lakan-kely miaro…tohiny
Fiaroloha: anisan' ny akanjon'ny mpiady, toy ny satroka vy fiarovana ny loba amin'ny bala. / Fiaro tratra: akanjon'ny…tohiny
Fiarovoalavony: a.: Hazo manaraka ny sisin'ny tafo mba hiarovana azy amin'nY voalavo. tohiny
Fiatiana: a.: Haben'ny rano mahafeno toerana iray ka ny litatra no venty fampiasa amin'ny fiatiana; oh. 3 litatra…tohiny
Fiavotra: (avotra) a.: Ketsa efa antitra ka afindra. • Tandrakely fanalana volo (indraindray koa soratana hoe…tohiny
Fiavy: (avy) a,: Fahatongavana: Indraindray tsy fantatra akory ny ftauin'ny rivo-doza. * Ohab.: Mateti-piavy…tohiny
Fiazana: (fia) mt.ih. (fiazo): Gejaina mafy, poretina: Axa fiazanao toy izao ny tanako. q Tanana tsy omena: Nofiazany…tohiny
Fibabohana: (baboka) a.: Fiekena, fitsorana ny hadisoana na ny faharesena. * Ohab.: Heloka ibabohana mody rariny:…tohiny
Fibadabadana: (bada) a.: Fiambatrambarana, fiakanakanana rehefa miteny. tohiny
Fibafohana: (bafoka) a.: Fitsilailaizana; fatoriana lava eo am-pandriana; fibofohana. tohiny
Fibafoka: (bafoka) a.: Fomban' ny olona mibafoka, izany hoe mitsilailaY, mitsinkasinkasina; fibofoka. tohiny
Fibahana: (bahana) a.: Fomba entina mibahana, izany hoe manatsivetraka ny tanana sy tongotra mba hahazo toerana…tohiny
Fibahanana: (bahana) a.: Fanatsivetrahana nt' tongotra aman-tanana mba hahazo toerana malalaka na hisakana ny ao…tohiny
Fibaiko: (baiko) a.: Fombaentina mibaiko, izany hoe ma-nome baiko na famantarana ifanaovana, na teny fampanaovan-javatra.…tohiny
Fibaikoana: (baiko) a.: Fanomezana famantarana ifanaovana na teny fampanaovanjavatra. tohiny
Fibaka: (baka) a,: Fomba na toetran'ny zavatra mibaka, izany hoe mihataka misokatra be, toy ny tandrok'omby…tohiny
Fibakana: (baka) a,: Fihatahana: Mahazendana ny fibakan'itti tandrok'omby ira)' i-t?. tohiny
Fibanabana: (banabana) a.: Toetra na fomban'ny zavatra, toy ny varavarambe na varavarankely, izay mivoha tsara tanteraka.…tohiny
Fibanabanana: (banabana) a.: Fisokafana tanteraka (varavarana): Miady ny rivotra noho ny fibanabanàn'io oarauarana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0903