Litera f
Fanohazana: (hohy) a.: Fihadiana amin'ny hoho na amin-java-maranitra, 1 Famokarana.
tohiny
Fanoherana: (tohitra) a.: Fiadiana mba tsy ho resy: Naharitra ela ny fanoheron'ireo natao fahirano, e Sakana, fisakanana:…tohiny
Fanohina: (tohina) a.: Fomba entina manohina, na mikasitanana mba hihaino izay lazaina. ? p• t.: Azo tohinina.…tohiny
Fanohinana: (tohina) a.: Fikasihana kely fotsiny; fampihetsehana fo.
tohiny
Fanohitra: (tohitra) a.: Fomba entina manohitra, na tsY manaiky ho resy. ? p. t.: Azo toherina.
tohiny
Fanohofana: (hohoka) a.: Fametrahan-lavatra ny vavany ambany. ? Fampandriana olona tsy mitsilany fa ny kibo no atao…tohiny
Fanohofana: (tohoka) a.: Fanasiana fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona, ? Fanasiana kitay betsaka miavovona…tohiny
Fanohoka: (tohoka) a.: Fomba entina manohoka, izany hoe manisy fefy mba ho tampina ny lalan-drano ka hihandrona…tohiny
Fanohona: (ohona) a.: Fomba entina manohona, izany hoe mambomba ny zanaka mba hampahafana azy.
tohiny
Fanohonana: (ohona) a.: Fanambombana amin'ny sandry na ambany elatra; famihinana eo an-tratra.
tohiny
Fanohy: (ohy) a,: Fomba entina manohy, mihady amin' ny hoho na amin-java-maranitra. ? p.t.: Azo ohazana.
tohiny
Fanoinana: (toina) a: Famaliana antso: Mitenena ialahy mafy rehefa antsoina fa tsy henoko ny fanoinan'ialahy. tohiny
Fanoirana: (nitra) a,: Fanaingana zavatra mavesatra amin' ny fanoto na bara vy na angady asisika ao ambaniny. tohiny
Fanoitra: a.: Vy na hazo anaingana zava-mavesatra. ? H.o.: Zavatra atao hampirisika hanao zavatra iray: Ny fanantenam-bokatra…tohiny
Fanoka: (soka) a.: Fomba entina manoka, na manisy soka, zavatra fanamaintisana. ? p. t.: Azo asiana soka.
tohiny
Fanokafana: (sokatra) a,: Famohana, fanaovana izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin'ny fanalana ny sarony…tohiny