Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanasoahana: (soaka) a.: Fanoloana. tohiny
Fanasoaka: (soaka) a. : Fomba entina mansoaka, manolo. tohiny
Fanasobilabilahana: (so bila bila-ka) a. : Fandroridroritana, fisintonana atsY sy ary`. tohiny
Fanasobilabilaka: (so bilabilaka) a. : Fomba entina manasobilabilaka, manintona atsY sy ar?, tohiny
Fanasobilahana: (sobilaka) a. Fampivaonana, fanaovana izay hahasobilaka, hahatailana. tohiny
Fanasobilaka: (sobilaka) a Fomba entina manasobilaka, mampivaona, mahatailana. tohiny
Fanasobilarana: (sobilatra) a. Fanasompiranana. tohiny
Fanasobilatra: (sobilatra) a. Fomba entina manasobilatra, manasomPirana. tohiny
Fanasohaso: (hasohaso) a. Fomba entina manasohaso. ? p.t.: Azo na tokony hohasohasoina. tohiny
Fanasohasoana: (hasohaso) o. Fandokadokafana izaitsizy misY eso kely na ombam-piandrandrana soa avy amin' ilay dokafana.…tohiny
Fanasoka: (soka) a. : Fomba entina manasoka, mandroboka ao anaty rano. 1 p.t : Azo asoka. tohiny
Fanasokana: (soka) a. : Fanatsobohana, fandroboban olona na zavatra ao anaty rano. tohiny
Fanasokera: (sokera) a. : Foinba entina manasokera, manodidina avy amin'ny lafiny roa na mihoatra. tohiny
Fanasokerana: (sokera) a. : Fanodidinana avy eo amin'ny lafiny roa na mihoatra. tohiny
Fanasoketrahana: (soketraka) a : Farnpipetrahana milamina sy miadana tsara, fanatsivetrahana. tohiny
Fanasoketraka: (soketraka) a. Fomba entina manasoketraka, manatsivetraka, mampipetraka milamina sy miadana tsara. tohiny
Fanasola: (sola) a. : Fomba entina manasola. tohiny
Fanasolafahana: (solafaka) a.: Fampibolisaran, fandidiana na fanombinana kely amin' ny fomba misompirana. tohiny
Fanasolafaka: (solafaka) a. Fomba entina manasolafaka, mampibolisatra; mandidy na manombina kely amin'nY fomba sompirana.…tohiny
Fanasolampiana: (solampy) a Fanaovana izay hahatonga solampy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0185