Litera f
Fanamandinana: a. : Fanaovana izay hahamandina, hahatonga mandina, mihilotrilotra.
tohiny
Fanamangana: (manga) a : Fanaovana izay hahatonga manga.
tohiny
Fanamanganana: (mangana)a.: Fanaovana izay hahatonga mangana.
tohiny
Fanamanjana: (mania) a. : Fanaovana izay hahamanja; fanosoran-doko mania.
tohiny
Fanamantana: (manta) a. : Tsy fanaovana tsara fahandro.
tohiny
Fanamaonjana: (maonjana) a. : Fomba entina manamaonjana, mahatonga maonjana (kely fa mavesa-danja).
tohiny
Fanamaonjanana: (maonjona) a : Fanaovana izay hampahavesatra.
tohiny
Fanamarana: (hamatra) a. : Fanaratoana, fifehezana taolana tapaka,
tohiny
Fanamaroana: (maro) a : Fanaovana izay hahamaro.
tohiny
Fanamasahana: (masaka) a. : Fanaovana izay hahamasaka, fanotrehana. 1 Fandinihana lalina : Ilana fanarnasahana izany…tohiny
Fanamasaka: (masaka) a. : Fomba entina manamasaka, mahatonga ho masaka.
tohiny
Fanamasina: (masina) a. : Fomba entina manamasina. e P. t. : Azo hamasinina.
tohiny
Fanamasinana: Fankamasinana (masina) o. : Fanaovana fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina; fanajana, fitsaohana.…tohiny
Fanamatrohana: (matroka) a. : Fanaovana izay tsy hampahamiratra, hahavasoka.
tohiny
Fanamatroka: (matroka) a. : Fomba entina manamatroka mahavasoka.
tohiny