Litera f
Fanalasalana: (salasala) a.: Fankanesana na famétrahana eo anelanelan-javatra roa.
tohiny
Fanalasimba: a. : Zavamaniry fanaovana fanafody raha tsy mahalevon-kanina.
tohiny
Fanalasompatra: a. : Zavamaniry fanao ody matoatoa na lolo, fandroahana angatra.
tohiny
Fanalavana: (lava) a. : Fanovonana : Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny f ? Fampitarozahana, fanelana…tohiny
Fanalavavy: a. : Ody mahatonga ny vehivavy tsy tia hiherika lehilahy.
tohiny
Fanalavirana: Fanalavitana (la-vitra) a. : Fihatahana, na fampihatahana.
tohiny
Fanalavitra: (lavitra) a. : Fomba entina manalavitra, mihataka na mampihataka.
tohiny
Fanalefahana: (lefaka) a. : Fanaketrahana; fampitonena; fampihenana.
tohiny
Fanalefaka: (lefaka) a. : Fomba entina manalefaka, mampihena hery, mampitony, manaketraka.
tohiny
Fanalehibiazana: (lehibe) a. : Fanalalahana; fampitomboana habe, fanalavana.
tohiny
Fanalehihe: (lehibe) a. : Fomba entina manalehibe, mampitombo habe, manitatra.
tohiny
Fanalemena: (lemy) a. : Fanalefahana, fampitonena.
tohiny
Fanalika: (alika) a. : Fomba entina manalika, manambany olona atao toy ny alika. ? p. t. : Azo alikaina, ambanina…tohiny
Fanalikana: (alika) a. : Fanambaniana olona izay atao toy ny alika, fanivaivana izaitsizy.
tohiny
Fanalo: a. : Anarana nentina nilazana ireo tandefona mahay sy be herim-po ary mailaka : Fanalolahy : miaramila…tohiny
Fanamafiana: Fanamafisana (mafy) a. : Fanaovana izay hahamafy, hanampy, hampitombo zavatra iray; fanantitranterana.…tohiny