Litera f
Fanalady: (halady) a. : Fomba entina manalady, miala tsiny rehefa mitsapa alahelo. 1 p. t,: Enti-milaza ny olona…tohiny
Fanalafaritra: a, : Ody tety.
tohiny
Fanalahidy: a. : Tapa-by voavoatra aiditra ao amin'ny hidim-baravarana ka mampihetsika ny lelan' ny hidim-baravarana…tohiny
Fanalakalahana: (halaha, halakalaka) a. : Fampisarahana; fampihatahana, fanasiana elanelana.
tohiny
Fanalakalaka: (halaka, halakalaka) a. : Fomba ampisarahana, ampihatahana.
tohiny
Fanalalahana: (lalaka) o. : Fanabeazana sakana, velarana : Tery ny lalana mankany aminay ha voatery nikarahara ny…tohiny
Fanalalahy: a. : Ody mahatonga ny lehilahy tsy tia hiherika vehivavy.
tohiny
Fanalalaka: (lalaka) a. : Fomba entina manalalaka, manabe sakana, manalehibe, manita-Pa.
tohiny
Fanalalana: (alalana) a. : Fomba entina manalalana, manelanelana.
tohiny
Fanalalanana: (alalana) a. : Fanelanelanana : Tamin'ny fanalalanany no uita ny fanekem-pihauanana.
tohiny
Fanalamiady: a. : Loko na tsipika miloko mampisaraka tokotanin-doko roa samy hafa.
tohiny
Fanalamote: (Ski) a. : Voronkely maintimainty izay manidintsidina tsy an-kijanona mandritra ny antoandro.
tohiny
Fanalampiery: na Fangalam-piery a. : Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady…tohiny
Fanalana: na Fangalana a. : Fanesorana isa iray amin'ny isa lehibe noho izy : Efa mahay fanalana (na fangalana)…tohiny
Fanalanalana: (alanalana) a. : Fomba entina manalanalana, mametraka tsy homba ny atsy na ny aroa.
tohiny
Fanalanalanana: (alanalana) a : Fametrahana (olona) tsy homba na iza na iza fa mijanona amin' izao fotsiny.
tohiny
Fanalangalana: (halangalana) a : Fomba entina manalangalana, mampisaraka, mainpihataka tsy ho tratran'ny loza. ~ P.t.…tohiny
Fanalangalanana: (halangalana) , a. : Fampisarahana (toerana), fampihatahana, fanalavirana tsy ho voan'ny loza.
tohiny
Fanalasala: (salasala) a. : Toetran'ny zavatra manalasala; fomba entina manalasala.
tohiny