Litera f
Fanahazana: (hahy) a. : Fainelarana zavatra eo amin'ny hainandro mba ho maina; toerana amelarana zavatra mba ho…tohiny
Fanahiana: (ahy) a. : Ahiahy Be loatra ny fanahian'ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin'ny fokontany.…tohiny
Fanahirana: (sahirana) a.: Fomba entina manahirana.
tohiny
Fanahiranana: (sahirana) a. Fanomezana raharaha, ahiahy.
tohiny
Fanahonana: (ahona) a. : Zavatra na hevitra entina mampiato na mampisalasala tsy hanao zavatra iray, ? Fanakanana…tohiny
Fanahy: (hahy) a : Fombaentina manahy na mamelatra zavatra amin'ny toerana ta- Fan laky andro mba ho maina :…tohiny
Fanahy: (ahy) a. : Fomba entina manahy, ~ Zavatra ao amin'ny olombelona entiny manahy ny amin'ny tenany, mampahatsfaro…tohiny
Fanahy Masina: a. : Olona fahatelo amin'ny Trinite Masina aseho matetika amin' nY endriky ny voromahailala Ny Fanahy…tohiny
Fanaikerana: (kaikitra) a. : Fiketohana, famelezana amin' ny nify; fanindromana.
tohiny
Fanaikitra: (kaikitra) a. : Fiketoka amin'ny nify, fanindrona : Fanaikitry ny alika. / Tsy anerany ny fanaikitry…tohiny
Fanaiky: (aiky) a. : Fomba entina manaiky, mankato, manoa : Tsy mba miteny izy fa tsiky fotsiny ny azy no fanaikiny.…tohiny
Fanaingana: (ainga) a. : Fibatana ho ambonimbony kokoa : Tsy uitako ny fanaingana io vota io. 1 H.o. : Fitaomana,…tohiny
Fanaingenana: (taingina) a. : Fametrahana eo ambony, fanongonam-barotra.
tohiny
Fanaingina: (taingina) a.: Fomba entina manaingina, marne-traira eo ambony, manongom-barotra.
tohiny
Fanainginaingina: (ainginaingina) a. : Fomba entina manainginaingina, mampiteronterona.
tohiny
Fanaingoana: (haingo) a. : Fandravahana.
tohiny
Fanaingohana: Fitsaingohana (tsaingoka) a. : Fitombohana amin'ny vava; fifaohana amin-kakingàna, fandrapahana.
tohiny