Litera f
Fanagorabaka: (gorabaka) a : Fomba entina managorabaka, mandoaka makadiry, manao lavaka lehibe sy malalaka.
tohiny
Fanagoragora: (goragora) a. : Fomba entina mamatotra malemilemy mora vahana.
tohiny
Fanagoragorana: (goragora) a. : Famatorana malemilemy mora vahana.
tohiny
Fanagorampa: (gorampa) a. : Fomba entina managorampa, mamikavika, manjojotra,
tohiny
Fanagorampana: (gorampa) a. : Famikavikana,fanjojorana.
tohiny
Fanagorobahana: (gorobaka)a.: Fandoahana tanteraka an-daniny sy andaniny avy.
tohiny
Fanagorobaka: (gorobaka) a. : Fomba fandoahana tanteraka andaniny sy an-daniny avy.
tohiny
Fanagorodana: (gorodana) a. : Fomba entina managorodana, misotro (zavatra) atao rodobe.
tohiny
Fanagorodanana: (gorodana) a.: Fandrarahana na fisotroana (zavatra) atao rodobe.
tohiny
Fanagororoana: (gororoana) a. : Fomba fidinan'ny rano toa misy feo manao hoe gorrr,..
tohiny
Fanagororoanana: (gororoana) a. : Fampidinana rano toa misy feo manao hoe gorrr,..
tohiny
Fanahafana: (hahaka) a. : Fanaparitahana, fanelezana; fandanilaniana; fanalana baraka.
tohiny
Fanahafana: (tahaka) a. : Fitoviana amin'ny ray aman-dreny na amin'ny olon-kafa lafin-kavana eo amin'ny tarehy na…tohiny
Fanahaka: (tahaka) a. : Foinba entina manahaka, mifandray amin'ny ray aman-dreny na olon-kafa lafin-kavana eo…tohiny
Fanahàna: (haha) a. : Famahàna, fanalana amin'ny fatorana, fanasaratsarahana, fandravana, famotsorana (olomeloka).…tohiny
Fanahanana: (ahana) a. : Fiandrasana mitanaka.
tohiny