Litera f
Fitanondrehana: (tanondrika) a.: Fiondrehan'ny loha noho ny alahelo, na ny hasasarana, na ny hanoanana: Hontsa aho nahita…tohiny
Fitanondrika: (tanondrika) a.: Fomba na toetran'ny olona mitanondrika, miondrika no-ho ny alahelo na ny hasasarana…tohiny
Fitanontanona: (tanontanona) a.: Fomba entina mitanontanona, izany hoe mipetrapetraka mitsikamokamo eo akaikin'olona…tohiny
Fitantana: (tana) a.: Fomba entina mitantana na manohana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo ampamindrana…tohiny
Fitantana: (tantana) a.: Fomba entina mitantana, izany hoe mizara (vola, hena, van', sakafo) amin'olona maromaro…tohiny
Fitantanana: (tana) a.: Fanohanana olona mandeha amin' ny fandraisana ny tanany eo am-pimindrana miaraka amin'ny…tohiny
Fitantanana: (tantana) a.: Fizarana (vaxy, hersa, sakafo, vo-la) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana…tohiny
Fitantarana: (tantara) a.: Filazalazana izay zava-nitranga.
tohiny
Fitantavana: (tantauan) a.: Fomban'ny zavatra mitantavana na nndalo tamin'ny tantavana, sivana.
tohiny
Fitantavanana: (tantavana) a.: Fandalovana amin'ny tantavana, fisivanana.
tohiny
Fitaomana: (taona) a.: Fitaterana, fitondrana hifindra toerana, fitondrana zavatra hangonina: Ny fitaomam-biriky…tohiny
Fitaona: (taona) a.: Fomba entina mitaona na mitondra zavatra hangonin, na mitarika mba hiaraka hanao zavatra…tohiny
Fitaovana: (tao) a.: Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy:…tohiny
Fitapitapiana: (tapitapy) a.:Fahatongavana miatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany ny eo aloha…tohiny
Fitapitapy: (tapitapy) a.: Fomban'ny olona na zavatra mitapitapy, izany hoe tonga miatoato, tsy iray migorodana…tohiny