Litera f
Fisorona: (sorona) a,: Fomba entina misorona, izany hoe manafina na tsy milaza amin' ny olona izay kilema ananany…tohiny
Fisorona: (sorona) a,: Fomba entina misorona (manao sorona na mamono biby atao fanatitra ho an'Andriamanitra).…tohiny
Fisoronana: (sorona) a.: Fanafenana na tsy filazana amin' ny olona izay kilema ananany, nefa tsy hitany, na izay…tohiny
Fisoronana: (sorona) a.: Fikarakarana ny firehetan'ny afo amin'ny fandrosoana kitay ao am-patana: Nataon'ny Ntaolo…tohiny
Fisoronana: (sorona) a.: Fanaovana sorona: Fisoronana zanak'ondry no natao tamin' ny fetin'ny Paka tamin'ny Tes…tohiny
Fisosana: na Fisosa (sosa) a.: Fizorana tsy miato: Tsy azo aato ny fisosan'ny andro sy ny volana, ? Fandehanana…tohiny
Fisosohana: (sosoka) a.: Fana-nana sosoka na fanampiana lamba rovitra na marambato mba hitovy tantana: Hampihena…tohiny
Fisosoka: (sosoka) a.: Toetran' ny zavatra misosoka, asiana sosoka. ~ Fomba entina misosoka, mankeo amin'ny toeran'olona,…tohiny
Fisosona: (sosona) a.: Toetran' ny zavatra misosona, izany hoe misy sosona, na zavatra manampy avy ao anatiny:…tohiny
Fisosonana: (sosona) a.: Fisiana sosona na zavatra manampy avy ao anatiny: Ny fisosonan'ny akanjo dia mahatonga…tohiny
Fisosososo: (sosososo) a.: Toetran'ny olona misosososo na miditra sahisahy tsy am-pihambahambana.
tohiny
Fisosososoana: (sosososo) a.: Fandrosoana sahisahy tsy am-pihambahambana, tsy miahotrahotra na misalaaala: Tsy voatanan-dreniny…tohiny
Fisotasota: (sotasota) a,: Fomba entina misotasota na mila ady,
tohiny
Fisotasotana: (sotasota) a.: Filana ady.
tohiny
Fisotisotiana: (sotisoty) a,: Fahalotolotoana mitsaporetika.
tohiny
Fisotisoty: (sotisoty) a.: Toetra na fomban'ny zaza misotisoty na malotoloto mitsaporetika.
tohiny
Fisotitihana: (sotitika) a.: Fahalotolotoana, fisolotehana, fikoretehana.
tohiny
Fisotitika: (sotitika) a,: Toetran'ny tarehy misolotika.
tohiny