Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fijehojeho: (jeho, jehojeho) a.: Fomban'ny olona mijehojeho, izany hoe mandeha miadana toy ny mivesatra enta-na…tohiny
Fijehojehoana: (jeho, jehojeho) a.: Fandehanana miadana toy ny mivesatra entana na marary, fakana mora raha mandeha.…tohiny
Fijejajeja: (jeja, jejajeja) a.: Filelaka sy fitambolimbolin'ny lelafo manao rehi-be. tohiny
Fijejajejana: (jeja, jejajeja) a.: Firehetam-ben'ny lelafo mitambolfmbolina. tohiny
Fijejaka: (jejaka) a.: Firehi-be sady haingana, fidedadeda. tohiny
Fijejijejy: (jejy) a.: Fanenonvatra ohatra ny jejy. tohiny
Fijejojejo: (jejo, jejojejo) a.: Fomba entina mijejojejo, izany hoe mampiseho toetra tsy dia maotona loatra na amin'ny…tohiny
Fijejojejoana: (jejo, jejojejo) a.: Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin'ny fihetsika na amin'ny fitafy mba…tohiny
Fijerena: (jery) a.: Fanopazana ny maso amin javatra na olona mba handinihana azy: A-vy ety ambony havoana ety…tohiny
Fijery: (jery) a.: Fomba entina mijery: Manao fijerin'adala io Gloria ici. - Mangalapijery: mijery nefa tsy…tohiny
Fijihijihiana: (jihijihy) a.: Fahatsiarovana fanaintainana eran'ny vatana manontolo. tohiny
Fijihijihy: (jihiJihy) a. : Fomban' ny olona mijihijihy, na mahatsiaro manaintaina eran'ny vatana manontolo. tohiny
Fijihina: (jihina) a.: Fomba entina mijihina, na midihindihina somary mirehareha amin' ny fitafiana. tohiny
Fijihinana: (jihina) a.: Fidihindihinana somary mirehareha amin'ny fitafiana, fampisehoana bika amin'ny haingo anaovana.…tohiny
Fijijiana: (jiJy) a.: Fikaliana, famindrana madinika, mitandrintandrina; fikendrena fa-traira. tohiny
Fijijijijiana: (Jiigiiy) a.: Famindrana manao dingana fohy toy ny mandihy; fitarainana noho ny fanaintainana; fanenoana…tohiny
Fijijy: (jijy) a.: Fomba fikaly; famindra madinidinika, mitandrintandrina; fikendry fatratra. tohiny
Fijilajila: (fila, jilajiia) a.: Fomban'ny olona mijilajila, na mipelipelika, manao fihetsika sy fandehan'olona…tohiny
Fijilajilana: (jila, filai lia) a.: Fipelipelehana, fijejojejoana, fanaovana fihetsika sy fandehan'olona langa. tohiny
Fijilojilo: (jilo) a.: Toetran'ny zavatra mijilojilo, na mitsilotsilo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0253