Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fahatolo: (t.tr.) a. : Ny vavy, ny ao an-kohonana. tohiny
Fahatra: ft. : Enti-milaza famikirana na fitazonana mafy amin'ny tongotra mba tsy hianjera na tsy hialana eo…tohiny
Fahatra: a. : Teny ilazana a-min' ny f.-.a.-dr ny toerana ahazoana manonona teny araka ny avapeo : ny loba lela…tohiny
Fahatsiahivana: (tsiahy) a. : Fahatsiarovana. tohiny
Fahatsiahy: (tsiahy) a. : Fomba entina mahatsiahy. ? p.t. : Azo tsahivina, tokony hotsahivina : Tsy fahatsiahy ny…tohiny
Fahatsiaro: (tsiaro) a. : Fomba entina mahatsiaro. ? p.t. : A-zo tsaroana. tohiny
Fahatsiarovana: (tsiaro) a. : Fitamberenan' ny zavatra na olona hita na fantatra tamin' ny andro lasa ao an-tsaina indray…tohiny
Fahavalo: (valo) p.l. : Milaza ny filaharana manarakaraka ny fahafito. ? a. : Ny mankahala ny tena, ny miady sy…tohiny
Fahavanona: (vanona) a. : Toetran'ny olona na zavatra vanona, izany hoe tsara, tonga amin' ny nanaovana azy. tohiny
Fahavanonana: (vanona) a. : Fahatongavana ho vanona; toetra vanona. tohiny
Fahavarana: Piatra) a. : Fahakarakarana na fahakolokoloana fatratra mandrakariva; fahazotoana amin'ny fitandremana…tohiny
Fahavaratra: (varatra) a. : Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka a-min' ny novambra ka miaf ara amin'ny…tohiny
Fahavariana: (variana) a, : Toetran'ny zavatra mahavariana. tohiny
Fahavarianana: (variana)a.: Fahasondrianana, fifantohan' ny saina amin'ny zavatra anankiray ka hadino ny zavatra rehetra.…tohiny
Fahavelomana: (velona) a.: Fotoana iainana : Nanao soa ny mpiara-belona aminy izy nandritra ny fahavelomany. - F.-p.…tohiny
Fahavirjiniana: (virjiny) a . Toetran' ny olona, fa indrindra ny vehivavy, mbola tsy nahalala ny firaisana ara-nof o.…tohiny
Fahavoazana: (voa) a. : Zavamihatra nampiditra fahasahiranana : Loza ny fahavoazako fa hadinoko ny nanisy lasantsy…tohiny
Fahavodivodiana: (vodivodiana) a. : Fampamahimahiana. tohiny
Fahazarana: (zatra) a. : Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin'ny famerimberenana zavatra…tohiny
Fahazokiana: na Fizokiana (zoky) a. : Tombin'ny maha-zoky. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014