Litera f
Fitsotsotsotsoana: (tsotsotsotso) a.: Famoahana feo toy ny an'ny zavatra dorana ka lemana tampoka.
tohiny
Fitsovahana: (tsovaka) a.: Fahamaizana avY amin'ny sakafo mahamay na rano mangotraka ka mampienda-koditra
tohiny
Fitsovaka: (tsovaka) a.: Toetran'ny hoditra mitsovaka, izany hoe main'ny rano mangotraka ka miendaka.
tohiny
Fivadiana: (vady) a.: Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady, ? Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian'ny paittao…tohiny
Fivadidirana: (vadiditra) a. : Fioi.anolànana, fifadidirana.
tohiny
Fivadiditra: (vadiditra) a.: Toetran'ny zavatra mivadiditra, na miolanolana,
tohiny
Fivadihana: (vadika) a.: Fifandisoana ka ny lafy ratsiny indray no miseho: Ny fivadihan'ny lamba. ? Fanaovana ny…tohiny
Fivahiniana: (vahiny) a.:Fandehanana any an-tany lavitra, ans' an-trano na tanin'olona ka mandalo ihany fa mbola…tohiny
Fivahiny: (vahiny) a.: Fomba entina mivahiny na miantrano any an-tranon'olona, na mandeha any an-tany hafa.
tohiny
Fivahorana: (vahotra) a.: Fahangolin'ny hatsiaka; fatahorana; fijanonana tsy mahahetsika,
tohiny
Fivahotra: (vahotra) a,: Toetran'ny olona mivahotra, izany hoe mijanona tsY mahahetsika, na ngolin'ny hatsiaka.…tohiny
Fivahovaho: (vahovaho) a.: Toetran'ny olona mivahovaho, na mihararetra; fiakanakana.
tohiny
Fivahovahoana: (vahovaho) a.: Fangovingovitana; flambakambakana.
tohiny
Fivaikavaika: (vaikavaika) a,: Toetran'ay olona mivaikavaika, izany hoe mivozavoza, midrahodraho.
tohiny
Fivaikavaikana: (vaikavaika) a.: Fivozavozàna, fidrahodrahoana, fitaraikiraikena.
tohiny