Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Famoronana: (forona) a. : Fanaovana zavatra tsy mbola nisy nanan : Ny Sinoa no nahita voalohany ny famoronana ny…tohiny
Famorotana: (rotana) a. : Toetran'ny kibo be mandroso midina. tohiny
Famorotsahana: (forotsaka)a. : Fanaovana zavatra tsy am-piheverana, mirotoroto. tohiny
Famorotsaka: (porotsaka) a. : Fomba entina mamorotsaka, mirotoroto, manao tsY arnpiheverana. tohiny
Famorovoro: (vorovoro) a. : Fomba entina mamorovoro, manakorontana, manasafotofoto. tohiny
Famorovoroana: (vorovoro) a.: Fanakorontanana, fanasafotofotoana. tohiny
Famory: (vory) a. : Fomba entina mamory. ? P.t. : Azo vorina. tohiny
Famosaviana: (mosavy) a. : Fanasiana mosavy, famorehana, fanimbana olona amin'ny p oizina. tohiny
Famosavy: (mosavy) a. : Fomba entina mamosavy, tohiny
Famoserana: (fositra) a. : Fandoahana, fandilorana hazo ao anatin'ny hazo iray hafa mba hiteraka af o. tohiny
Famosirana: (vositra) a. : Fanalana izay organa mampiteraka. tohiny
Famositra: (vositra) a. : Fomba entina mamositra. ? p.t. : A-zo vosirina. tohiny
Famosorana: (uosotra) a. : Famazivaziana, fananihaniana, fanarabiana. tohiny
Famosotra: (vosotra) a. : Fomba entina mamosotra, mamazivazy, mananihany. tohiny
Famotaka: (fotaka) a. : Fifangaroana, fifanjevoana tsy ahitana ny ahy sy ny azy. - t.i.f. : Mifamotaka,fifamotahana.…tohiny
Famotehana: Fanapotehana (potika) a. : Fanamontsamontsanana, fanorotoroana, fanotohotoana. tohiny
Famoterana: (fotitra) a. : Fametrahana zavatra mifamotitra, izany hoe mifamadika, ka ny tokony ho ambony ha-tao…tohiny
Famotetahana: (fotetaka) a : Fanasolitihana. tohiny
Famotika: Fanapotika (potika) a. : Fomba entina manapotika, mamotika. tohiny
Famotoanana: (fotoana) a. : Fanomezana fotoana olona. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0353