Litera f
Fikotehana: (kotika) a.: Faharotehana.
tohiny
Fikotona: (kotona) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mikotona, izany hoe mifanety, mifanizina fatratra.
tohiny
Fikotonana: (kotona) a.: Fifaneten-doatra, fihanizinana fatratra.
tohiny
Fikotrakotrahana: (kotrakotraka) a.: Fangotrahana, fandevezana miketriketrika.
tohiny
Fikotranana: (kotrana) a.: Fifampipohana, fifandirana, fitabatabana.
tohiny
Fikotrefahana: (kotrefa, kotreā¢ faka) a.: Fandringana, fikotringana.
tohiny
Fikotrefaka: (kotrefa, kotrefaka) a.: Fomban'ny olona mikotrefaka, na mandringa.
tohiny
Fikotrehana: (kotrika) a.: Fambomban'ny reniakoho ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy.
tohiny
Fikotretrehana: (kotretraka, kotretrika) a.: Fitomaniana lava, fodiana mitomany.
tohiny
Fikotretrika: (kotretraka, kotretrika) a.: Fomban'ny zaza mikotretrika, izany hoe mitomany lava na mody mitomany.…tohiny
Fikotrika: (kotrika) a.: Fomba entina mikotrika, izany hoe mambomba ny atody mba hahafoy azy.
tohiny
Fikotringa: (kotringa) a.: Fomban'ny olona mikotringa.
tohiny
Fikotringana: (kotringa) a,: Fitongilanam-pamindra, fandringana.
tohiny
Fikotrohana: (kotroka) a.: Fipoahana: Fikotroha-nify (enti-milaza fijaliana tsy eran-tany ka mahatonga fangovitan'…tohiny
Fikotsabana: (kotsaba) a.: Fampamoahana feo ny rano amin'ny fitsabahan'ny tongotra.
tohiny