Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fatratra: p.t.: Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatratra izany trano izany. e p.mt.: Aoka izany, izaitsizy: Miasa…tohiny
Fatrifotony: a.: Fomban-drandram-bolo iray: alaina ny volo dia aolikolika eo amin' ny fotobolo, saika mipetaka amin'ny…tohiny
Fatritra: P.t.: Ratsy fiaina, tsy tsars toetra, tsy maotina: Fatritran'olona ilay zazalahy iny, anaka, ka fadio…tohiny
Fatro: (t.tr.) p.t.: Botrabotra, donga. tohiny
Fatrofatro: p.t.: Dongadonga na dofodofotra, vaventy, matavy. tohiny
Fatsafatsa: Be resaka sy mipentsompentsona tafahoatra. - t.i.f.: Mifatsafatsa. tohiny
Fatsaka: a.: Bala madinika izay miparitaka rehefa itifirana. tohiny
Fatsaka: p.t.: Fetsy ratsy, holokoloka, be tetika. ¶ M.h. : Jer. Fetsy. tohiny
Fatsifatsy: a.: Vongambongana madinika fasipasehina. - t.i.f.: Mifatsifatsy 1 fifatsifatsy. tohiny
Fatsora: p.t.: Fetsy, mahay mampiseho ny hafetseny na ny laingany amin'ny endrika somary hatsikana na be vazivazy;…tohiny
Faty: a.: Vatan'olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano oo. ~ Fahafatesana:…tohiny
Fay: p. t. : Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha…tohiny
Fay: a. : Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony, —.~…tohiny
Fe: a.: Faritry ny rantsam-batana axnbany hatreo amin'ny valahana no ho midina ka hatreo amin'ny lohalfka.…tohiny
Fe: "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan'ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina…tohiny
Fe: Teny kely ampiasaina eo anelanelan'ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary:…tohiny
Fefehina: (fefika) mt.ih. (fefeho): Vakina: Fefeho ireto otody roa ireto hoendasina. e Asiana, tefena totohondry:…tohiny
Fefena: (fefy) mt.ih. (fefeo): Asiana fefy, asianavala, asiana zavatra miaro manodidina: Hofefeko ny tanimboliko…tohiny
Fefika: p.t.: Rendrika, vaky nidona tamin'ny harambato: Fefika tany akaikin'i Vohimaro ny sambo. f• H•o.: Vaky:…tohiny
Fefiloha: a.: Ampiantany kely izay atsangana mba hisakana ny rano tsy hihoatra. (Ny niavian'io teny io, araka…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0293