Litera e
Eskomonie: (f r. excommunié) a : Teny enti-milaza ny katolika noroahin'ny Eglizy noho ny heloka bevava vitany.…tohiny
Eso: a. : Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana : Tsy tantiko ny eson'ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana…tohiny
Esoina: (eso) mt.ih. (esoy) : Tebahina, atao tsinontsinona : Matetika esoin'ny mpanankarena ny mahantra. ~ Harabina,…tohiny
Esona: a. : Fofon'aina somary lavareny eo ampatoriana avoakan'ny orona toa fenofeno; tsy mafy ohatra ny erotra…tohiny
Esorina: (esotra) mt.ih. (esory) : Alana amin'ny toerana misy azy : Esory ity vatankazo ity fa manakan-dalana.…tohiny
Esotra: ft. : Enti-milaza fanalana zavatra amin'ny toerana iray, fampihenana... - t.i.f. : Esorina, voaesotra…tohiny
Espaniola: (fr. Espagnol) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Espaina: 0-lona mafana ra ny Espaniola.…tohiny
Esy: t.'p. : Enti-milaza fahakiviana na faharerahan-tsaina ambony ihany, tsy ahafahana manao zavatra iray…tohiny
Etaketaka: a. : Rehareha, rehaka, hakevohana aseho amin' ny fihetsika toa miedinedina. ¶ M.h. : Edinedina, sitisity,…tohiny
Etiketika: a : Fireharehana amin'ny zavatra madinika; eboebo. - t.i.f. : Mietiketika, fietike. tika, mpietiketika…tohiny
Eto: p.mt. : Milaza toerana tokana eo amin'ny misy ny te-na mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taxa-maso,ary…tohiny
Etoana: p,mt. : Mitovy hevitra amin'ny hoe eto saingy fampiasan' ny olona amin' ny kabary raha tiana ho lavalava…tohiny
Eton-draratra: a. : Zavona antoandro fahita amin'ny hainandro berehefalohataona.
tohiny
Etona: a. : Setroka. ~ Gaza avy amin'ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka,…tohiny
Etra: a. : Fehikibo. 1 tif, : Etrana, voaetra j mietra, fietra, mpietra j ietrana, fietrana / mahetra.
tohiny