Litera e
Entina: mt. ih, (ento): Ilazana zavatra vimbinina na sakelehina na babena na lolohavina... ka afindra toerana…tohiny
Eny: p.mt. : Milaza toerana la-vitra nefa tazana : Hitanao i-r? tendrombohitra ira>, andeha hitsangantsangana…tohiny
Eny: p.mt. : Entina manaiky, entina milaza fa ekena izaY lazaina amin' ny tena : Handeha hiaraka amiko ve…tohiny
Eo: p,mt. : Milaza toerana akaiky taza-maso ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona…tohiny
Eokaristia: a. : (Fiv, kat.) Sakramenta misy ny tenan'i Jesoa-Kristy, mbamin'ny fomban' Andriamanitra ao aminy,…tohiny
Eokiomenika: (fr. oecuménique) p. t. : Momba ny firaisam-pinoana: Fanopoam pivauahana eokiomenika - F.-p.: Kaonsily…tohiny
Eoropeanina: (fr. Européen) a-: Ny fitambaran'ny firenena 33 eo ho eo monina any amin'ny tanin'i Eoropa, izay anisan'ny…tohiny
Episkopaly: (fr. épiscopal) p. t.: (Fiv. kat.) Momba ny eveka, an'ny eveka: Kaonferansy episkopaly.
tohiny
Epistola: a. : Ireo soratra nalefan' ny Apostoly tain in' ny andro voalohany ho an'ny mpitondra fiangonana sy…tohiny
Epo: a. : Teny entin'ny mpitaingina bisikilety hampitandrina ny mpandeha an-tongotra sao voadona.
tohiny
Era: a. : Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana. 1 t.i.f. : Eraina, voaera / manera, fanera, mpanera…tohiny
Era: a. : Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra : Efa vita era tsara tamin'ny rainao…tohiny
Erà: a. : Ambony; toerana iavian'ny rano mikoriana, mifanohitra amin'ny titra : Avy any erà no nidina ity…tohiny
Eraina: (era) mt.ih. (erao) : Enti-milaza vehivavy izay entin' ny mpanelanelana ho an'ny lehilahy iray.
tohiny
Erana: a. : Izay mahafeno ny haben'ny zavatra anankiray manontolo, ka mety hilaza : fatra izany : Kely lavitra…tohiny