Litera e
Endrika: a. : Ny fandehan'nY taxehy, ny tokotanin-tarehy : Mitovy endrika amindreniny io zazavavy io. ? Ny fisehoana…tohiny
Endrikendrehina: (endrikendriha) mt.ih. (endrikendreho) : Lazaina ho nanao ratsY tsy natao, hosoran-dratsy, tombotombohina.…tohiny
Endrikendrika: a. : Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy ntaony ; fanosoran-dratsY a min'izaY tsy natao. ¶ M.h,…tohiny
Endrina: a. : Karazana varika lehibe (Jar. Varika, Simpona, Babakoto, AiaY na MakY, Gidxo, Amboanala).
tohiny
Endrinendrina: p.t. : Mitahontahona, adaladala, tsy amPiampy saina, donendrinendrina. - t.i.f. : Aendxinendrina/miendrinendrina,…tohiny
Endy: a. : Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka : Tsara endy ve ny hena, rankizy? - t.i.f.…tohiny
Enga: t.p. : Entina hanehoana ny faniriana ao am-po; ny Enga dia arahin'ny teny hoe anie, arY ny matoanteny…tohiny
Engade: Angade! t.-p. : Fandre lazain' ny ankizy raha misy namanY manao zavatra tsy fampiseho masoandro, ka…tohiny
Enina: p.t. : Mahazo ny anjara sahaza ny tena : Enin-kaja izahay, tompoko, amin'izao fandraisana ataonareo…tohiny
Enina: p.i. : Dimy ampiana i- ray : Enim-bolana ny tapa-tao na. - t.i.f• : Enemina / mienina 1 fahenina / inenina…tohiny
Enjehina: (enjika) mt.ih. (enjeho) : Arahina : Nenjehiko moramora avy aoriana ry zalahy. ? Tratrarina an-kazakazaka…tohiny
Enjika: a. : Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana : Enjika papelika. - t.i.f. : Enjehina, voaenjika / manenjika,…tohiny
Enjina: ft. : Enti-milaza fihetsik' olona mamomamo na varivarin' ny toaka. - t.i.f. : Mienjina, fienjina / enjinenjina…tohiny
Enjinenjina: a. : Fiandranandran'ny olona marna, misavoamboana na entanim-piavonavonana.
tohiny